1 ULB Mamindra fo amiko, Andriamanitra o, noho ny fanekenao mahatoky; noho ny amin'ny hamaroan'ny asam-pamindram-ponao, vonoy ny fahadalàna nataoko. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. When Nathan the prophet came to him after his adultery with Bathsheba. Have mercy on me, O God, according to Your loving devotion; according to Your great compassion, blot out my transgressions.
2 ULB Sasao an-tsakany sy an-davany aho mba ho afa-keloka ary diovy amin'ny fahotako. BSB BSB: Wash me clean of my iniquity and cleanse me from my sin.
3 ULB Fa fantatro ny heloko, ary eo anoloako mandrakariva ny fahotako. BSB BSB: For I know my transgressions, and my sin is always before me.
4 ULB Taminao, ary taminao irery, no efa nanotako sy nahavitako zava-dratsy teo imasonao; fa mahitsy Ianao raha miteny; ary marina raha mitsara BSB BSB: Against You, You only, have I sinned and done what is evil in Your sight, so that You may be proved right when You speak and blameless when You judge.
6 ULB Indro, maniry fahamendreham-pitokisana ato am-poko Ianao; ato am-poko no hampahafantaranao ahy fahendrena. BSB BSB: Surely You desire truth in the inmost being; You teach me wisdom in the inmost place.
7 ULB Diovy amin'ny hysopa aho, dia ho madio; sasao aho, dia ho fotsy mihoatra ny oram-panala. BSB BSB: Purify me with hyssop, and I will be clean; wash me, and I will be whiter than snow.
8 ULB Ampandreneso haravoana sy fifaliana aho mba hahafahan'ny taolako notapahinao hifaly. BSB BSB: Let me hear joy and gladness; let the bones You have crushed rejoice.
9 ULB Afeno amin'ny tavanao ireo otako ka afaho ny heloko rehetra. BSB BSB: Hide Your face from my sins and blot out all my iniquities.
10 ULB Amorony fo madio aho, Andriamanitra o, ary havaozy ho fanahy marina ny ato anatiko. BSB BSB: Create in me a clean heart, O God, and renew a right spirit within me.
11 ULB Aza alavirina amin'ny fanatrehanao aho, ary aza esorina amiko ny Fanahinao masina. BSB BSB: Cast me not away from Your presence; take not Your Holy Spirit from me.
12 ULB Avereno amiko ny fifaliana amin'ny famonjenao, ary tohano amin'ny fanahy vonona aho. BSB BSB: Restore to me the joy of Your salvation, and sustain me with a willing spirit.
13 ULB Dia hampianatra ireo mpandika lalàna ny lalanao aho, ka dia hiova fo ireo mpanota. BSB BSB: Then I will teach transgressors Your ways, and sinners will return to You.
14 ULB Mamelà ahy noho ny fandatsahan-drà, ry Andriamanitry ny famonjena ahy, dia hihiaka ny fifalian'ny fahamarinanao aho. BSB BSB: Deliver me from bloodguilt, O God, the God of my salvation, and my tongue will sing of Your righteousness.
15 ULB Tompo o, sokafy ny molotro, dia haneho dera ho Anao aho. BSB BSB: O Lord, open my lips, and my mouth will declare Your praise.
16 ULB Fa tsy mankasitraka sorona Ianao, na izaho manolotra izany; tsy manana fahafinaretana amin'ny fanatitra dorana Ianao. BSB BSB: For You do not delight in sacrifice, or I would bring it; You take no pleasure in burnt offerings.
17 ULB Ireo fanatitr'Andriamanitra dia fanahy torotoro. Ianao, Andriamanitra o, dia tsy hanao tsinontsinona ny fo torotoro sy manenina. BSB BSB: The sacrifices of God are a broken spirit; a broken and a contrite heart, O God, You will not despise.
18 ULB Manaova soa amin'ny fankasitrahanao an'i Ziona; Areno indray ny mandan'i Jerosalema. BSB BSB: In Your good pleasure, cause Zion to prosper; build up the walls of Jerusalem.
19 ULB Dia hankasitraka ireo sorom-pahamarinana, amin'ny fanatitra dorana ary ireo fanatitra dorana rehetra Ianao; ka dia hanolotra ombilahy eo amin'ny alitara ny vahoakanay. BSB BSB: Then You will delight in righteous sacrifices, in whole burnt offerings; then bulls will be offered on Your altar.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.