Psalm 52 52 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Nahoana ianao no mirehareha amin'ny fanaovan-dratsy, ianao ry lehilahy mahery? Tonga isan'andro ny famindram-pon'Andriamanitra. BSB BSB: For the choirmaster. A Maskil of David. After Doeg the Edomite went to Saul and told him, “David has gone to the house of Ahimelech.” Why do you boast of evil, O mighty man? The loving devotion of God endures all day long.
2 ULB Mikasa famotehana ny lelanao tahaka ny hareza maranitra, miasa amim-pitaka. BSB BSB: Your tongue devises destruction like a sharpened razor, O worker of deceit.
3 ULB Tia ratsy mihoatra ny tsara ianao ary mandainga toy izay milaza ny fahamarinana. Sela BSB BSB: You love evil more than good, falsehood more than speaking truth. Selah
4 ULB Mankafy ny teny rehetra izay mandevona ny hafa ianao, ianao ry lela mpamitaka. BSB BSB: You love every word that devours, O deceitful tongue.
5 ULB Hamotika anao toy izany mandrakizay koa Andriamanitra; haka anao Izy ka hamongotra anao ao amin'ny lainao tsy ho eo amin'ny tanin'ny velona. Sela BSB BSB: Surely God will bring you down to everlasting ruin; He will snatch you up and tear you away from your tent; He will uproot you from the land of the living. Selah
6 ULB Hahita izany ihany koa ny matrina dia hatahotra; hihomehy azy izy ireo ka hiteny hoe: BSB BSB: The righteous will see and fear; they will mock the evildoer, saying,
7 ULB "Indro, ity ilay lehilahy tsy nanao an'Andriamanitra ho fialofany, fa nitoky tamin'ny fahamaroan'ny hareny, ary nahery izy foiny izy namotika ny hafa." BSB BSB: “Look at the man who did not make God his refuge, but trusted in the abundance of his wealth and strengthened himself by destruction.”
8 ULB Fa raha izaho aloha, dia tahaka ny hazon'oliva maitso ao an-tranon'Andriamanitra aho; hatoky ny fanekena mahatokin'Andriamanitra mandrakizay doria aho. BSB BSB: But I am like an olive tree flourishing in the house of God; I trust in the loving devotion of God forever and ever.
9 ULB Hanome sitraka Anao mandrakariva aho amin'izay vitanao. Hiandry ny Anaranao eo amin'ny fanatrehan'ny vahoakanao masina aho, satria tsara izany. BSB BSB: I will praise You forever, because You have done it. I will wait on Your name—for it is good—in the presence of Your saints.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 52
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 52, and keep Opened free for readers who can’t pay.