Psalm 53 53 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ho an'ny mpiventy hira; atao Mahalata. Maskilan'i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: "Tsy misy Andriamanitra." Mpanao ratsy avokoa izy ireo ary nahavita heloka fahavetavetana; tsy misy manao ny tsara. BSB BSB: For the choirmaster. According to Mahalath. A Maskil of David. The fool says in his heart, “There is no God.” They are corrupt; their ways are vile. There is no one who does good.
2 ULB Miondrika mijery ireo zanak'olombelona avy any an-danitra Andriamanitra mba hizaha raha misy mahatakatra, izay mitady Azy. Fa nivily avokoa izy rehetra. BSB BSB: God looks down from heaven upon the sons of men to see if any understand, if any seek God.
3 ULB Niara-nihova ho mpanao ratsy izy ireo. Tsy misy izay manao ny tsara, na dia iray monja aza. BSB BSB: All have turned away, they have together become corrupt; there is no one who does good, not even one.
4 ULB Moa ireo izay manao ratsy tsy manana fahazavan-tsaina dia ireo— izay mandevona ny oloko tahaka azy ireo mihinana mofo ary tsy miantso an'Andriamanitra izy ireo? BSB BSB: Will the workers of iniquity never learn? They devour my people like bread; they refuse to call upon God.
5 ULB Tao anaty tahotra lehibe izy ireo, na dia tsy nisy antony tokony hampatahotra; fa Andriamanitra hanapatapaka ireo taolan'izay hitoby hanohitra anao; ny olona toy izany dia ho halaim-baraka satria efa nolavin'Andriamanitra izy ireny. BSB BSB: There they are, overwhelmed with dread, where there was nothing to fear. For God has scattered the bones of those who besieged you. You put them to shame, for God has despised them.
6 ULB Enga anie ka ho tonga any Ziona ny famonjena ny Israely! Rehefa entin'Andriamanitra miverina avy tamin'ny fahababoana ny olony, dia ho ravoravo i Jakoba ary ho faly i Israely! BSB BSB: Oh, that the salvation of Israel would come from Zion! When God restores His captive people, let Jacob rejoice, let Israel be glad!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 53
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 53, and keep Opened free for readers who can’t pay.