Psalm 54 54 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Vonjeo amin'ny Anaranao aho, ry Andriamanitra, ary tsarao amin'ny herinao. BSB BSB: For the choirmaster. With stringed instruments. A Maskil of David. When the Ziphites went to Saul and said, “Is David not hiding among us?” Save me, O God, by Your name, and vindicate me by Your might!
2 ULB Henoy ny fivavako, ry Andriamanitra; anongilano sofina ireo tenin'ny vavako. BSB BSB: Hear my prayer, O God; listen to the words of my mouth.
3 ULB Fa olona hafa firenena no mijoro hanohitra ahy, ary lehilahy tsy misy indrafo no nanenjika ny aiko; tsy nametraka an'Andriamanitra teo anoloany izy ireo. Sela BSB BSB: For strangers rise up against me, and ruthless men seek my life—men with no regard for God. Selah
4 ULB Indro, Andriamanitra no mpamonjiko; ny Tompo irery ihany no manohana ahy. BSB BSB: Surely God is my helper; the Lord is the sustainer of my soul.
5 ULB Hamaly ny ratsy nataon'ireo fahavaloko Izy; aringano izy ireny, amin'ny fahatokianao! BSB BSB: He will reward my enemies with evil. In Your faithfulness, destroy them.
6 ULB Amin'ny fanati-tsitrapo no hanaovako sorona ho Anao; fisaorana no atolotro ho Anao, ry Yaveh, fa tsara izany. BSB BSB: Freely I will sacrifice to You; I will praise Your name, O LORD, for it is good.
7 ULB Satria namonjy ahy tamin'ny loza rehetra Izy; efa nahita fandresena tamin'ireo fahavaloko ny masoko BSB BSB: For He has delivered me from every trouble, and my eyes have looked in triumph on my foes.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 54
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 54, and keep Opened free for readers who can’t pay.