1 ULB Manongilàna sofina amin'ny fivavaka, Andriamanitra o; ary aza manafin-tena amin'ny fitarainako. BSB BSB: For the choirmaster. With stringed instruments. A Maskil of David. Listen to my prayer, O God, and do not ignore my plea.
2 ULB Henoy aho ka valio; tsy manm-pitsaharana aho amin'ireo olako BSB BSB: Attend to me and answer me. I am restless in my complaint, and distraught
3 ULB noho ny feon'ireo fahavaloko, noho ny fampahorian'ny ratsy fanahy; mampitondra fahoriana ahy izy ireo ary manenjika ahy amim-pahatezerana. BSB BSB: at the voice of the enemy, at the pressure of the wicked. For they bring down disaster upon me and resent me in their anger.
4 ULB Mangovitra ato anatiko ny foko, ary nilatsaka tamiko ny horohorom-pahafatesana. BSB BSB: My heart pounds within me, and the terrors of death assail me.
5 ULB Efa tonga amiko ny fahatahorana sy ny fangovitana, ary nandifotra ahy ny horohoro. BSB BSB: Fear and trembling grip me, and horror has overwhelmed me.
6 ULB Hoy aho hoe: "Indrisy, raha mba nanan'elatra tahaka ny voromailala mantsy aho! Dia nanidina aho ary ho amin'ny fitsaharana. BSB BSB: I said, “Oh, that I had wings like a dove! I would fly away and find rest.
7 ULB Indro, nirenireny lavitra tokoa aho; nijanona any an'efitra. Sela BSB BSB: How far away I would flee! In the wilderness I would remain. Selah
8 ULB Namonjy fialofana aingana amin'ny tafio-drivotra sy ranon'oram-baratra aho." BSB BSB: I would hurry to my shelter, far from this raging tempest.”
9 ULB Levony izy ireny, ry Tompo, ampifangaroy ny fiteniny! Fa efa nahita herisetra sy fifandirana tao an-tanàna aho. BSB BSB: O Lord, confuse and confound their speech, for I see violence and strife in the city.
10 ULB Mandehandeha andro aman'alina eo ambonin'ny mandan'izany ireny. BSB BSB: Day and night they encircle the walls, while malice and trouble lie within.
11 ULB Heloka sy sompatra no afovoan'izany. Faharatsiana no eo anivon'izany; ary tsy miala amin'ny tsenany ny fampahoriana sy fitaka. BSB BSB: Destruction is within; oppression and deceit never leave the streets.
12 ULB Fa tsy fahavalo no nitenymafy ahy, raha tsy izany dia afaka niharitra ihany aho; ary tsy ilay nankahala ahy no nitsangana hanohitra ahy, raha tsy izany dia afaka nanafina ny tenako taminy ihany aho. BSB BSB: For it is not an enemy who insults me; that I could endure. It is not a foe who rises against me; from him I could hide.
13 ULB Fa ianao indrindra, lehilahy mitovy saranga amiko. namako sy sakaizako akaiky. BSB BSB: But it is you, a man like myself, my companion and close friend.
14 ULB Nanana fiombonana mamy isika; nandeha tao an-tranon'Andriamanitra niaraka tamin'ny olona isika. BSB BSB: We shared sweet fellowship together; we walked with the crowd into the house of God.
15 ULB Aoka ho tonga amin'izy ireo amin'ny tsy ampoizina ny fahafatesana; aoka hidina velona any amin'ny Fiainan-tsy hita izy ireo, satria faharatsiana no itoeran'izy ireo, na aiza na aiza misy azy ireo. BSB BSB: Let death seize them by surprise; let them go down to Sheol alive, for evil is with them in their homes.
16 ULB Raha izaho aloha, dia hiantso an'Andriamanitra aho, ary Yaveh hanavotra ahy. BSB BSB: But I call to God, and the LORD saves me.
17 ULB Mitaraina sy mitoloko aho amin'ny hariva, ny maraina sy ny mitatao vovonana; dia handre ny feoko Izy. BSB BSB: Morning, noon, and night, I cry out in distress, and He hears my voice.
18 ULB Hamonjy ny fiainako soa amantsara izy amin'ny ady izay nanohitra ahy, fa maro dia maro ireo izay niady tamiko. BSB BSB: He redeems my soul in peace from the battle waged against me, even though many oppose me.
19 ULB Andriamanitra, ilay manjaka mandrakizay, anie hihaino ka hampietry azy ireo. Sela Tsy miova mihitsy izy ireo, ary tsy matahotra an'Andriamanitra. BSB BSB: God will hear and humiliate them—the One enthroned for the ages—Selah because they do not change and they have no fear of God.
20 ULB Nanandra-tanana hamely ireo izay nihavana taminy ny sakaizako; tsy nanaja ny fanekena izay nananany izy. BSB BSB: My companion attacks his friends; he violates his covenant.
21 ULB Nalama tahaka ny dibera ny vavany, kinajo nankahala ny fony; nalefaka tahaka ny diloilo ny teniny, nefa hay sabatra natsatotsatoka ireny. BSB BSB: His speech is smooth as butter, but war is in his heart. His words are softer than oil, yet they are swords unsheathed.
22 ULB Apetraho amin'i Yaveh ireo enta-mavesatrao, ary dia hanohana anao Izy; tsy hamela ny olo-marina hangozohozo mihitsy Izy. BSB BSB: Cast your burden upon the LORD and He will sustain you; He will never let the righteous be shaken.
23 ULB Fa Ianao, Andriamanitra o, no hampidina ny ratsy fanahy any an-davaky ny fahapotehana; ireo mangetaheta rà sy ireo olona mpamitaka dia tsy hiaina akory na dia ny antsasaky ny an'ny hafa aza, fa izaho kosa hatoky Anao. BSB BSB: But You, O God, will bring them down to the Pit of destruction; men of bloodshed and deceit will not live out half their days. But I will trust in You.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.