1 ULB Mamindrà fo amiko, Andriamanitra o, fa manafika ahy ireo lehilahy! Ireo miady amiko manery mafy ny fanafihany amin'ny andro lava rehetra. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “A Dove on Distant Oaks.” A Miktam of David, when the Philistines seized him in Gath. Be merciful to me, O God, for men are hounding me; all day they press their attack.
2 ULB Manitsaka ahy andro lava rehetra ireo fahavaloko; fa maro ireo miady amiko amim-pireharehana. BSB BSB: My enemies pursue me all day long, for many proudly assail me.
3 ULB Raha matahotra aho, dia hapetrako aminao ny tokiko. BSB BSB: When I am afraid, I put my trust in You.
4 ULB Amin'Andriamanitra, no iderako ny teniny— amin'Andriamanitra no efa nametrahako ny tokiko; tsy hatahotra aho; inona no azon'izay nofo fotsiny atao amiko? BSB BSB: In God, whose word I praise—in God I trust. I will not be afraid. What can man do to me?
5 ULB Mandika vilana ny teniko andro lava izy ireo; manohitra ahy amin'ny fisainan-dratsy rehetra izy ireo. BSB BSB: All day long they twist my words; all their thoughts are on my demise.
6 ULB Mikambana izy ireo, miery izy ireo, ka mitsongo dia ahy, satria mikendry ny aiko. BSB BSB: They conspire, they lurk, they watch my steps while they wait to take my life.
7 ULB Aza avela handositra amin'ny fanaovan-dratsy izy ireny. Reseo amin'ny hatezeranao ireo olona, Andriamanitra o. BSB BSB: In spite of such sin, will they escape? In Your anger, O God, cast down the nations.
8 ULB Manisa ny firenireniko Ianao ary mamnao ny ranomasoko ao an-tavoahanginao; moa tsy voasoratra ao amin'ny bokinao ve ireny? BSB BSB: You have taken account of my wanderings. Put my tears in Your bottle—are they not in Your book?
9 ULB Ary dia hiverina ireo fahavaloko amin'ny andro izay iantsoako Anao; fantatro izany, fa hiady ho ahy Andriamanitra. BSB BSB: Then my enemies will retreat on the day I cry for help. By this I will know that God is on my side.
10 ULB Amin'Andriamanitra—no iderako ny teniny, amin'i Yaveh— no iderako ny teniny, BSB BSB: In God, whose word I praise, in the LORD, whose word I praise,
11 ULB amin'Andriamanitra no itokiko, dia tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko? BSB BSB: in God I trust; I will not be afraid. What can man do to me?
12 ULB Ato amiko ny adidy hanatanterahana ireo voadiko aminao, Andriamanitra o; hanolotra fanati-pisaorana ho anao aho. BSB BSB: Your vows are upon me, O God; I will render thank offerings to You.
13 ULB Fa efa namonjy ny fiainako tamin'ny fahafatesana Ianao; nihazona ny tongotro tamin'ny fianjerana Ianao, mba hahafahako mandeha eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona. BSB BSB: For You have delivered my soul from death, and my feet from stumbling, that I may walk before God in the light of life.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.