1 ULB Mamindrà fo amiko, Andriamanitra o, mamindrà fo amiko, fa hialoka aminao ambara-pahatapitr'izao fahoriana izao. Mitoetra eo ambany elatrao ho aro aho mandra-pitsahatr'izao faharavana izao. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “Do Not Destroy.” A Miktam of David, when he fled from Saul into the cave. Have mercy on me, O God, have mercy, for in You my soul takes refuge. In the shadow of Your wings I will take shelter until the danger has passed.
2 ULB Hihiaka mafy an'Andriamanitra Avo Indrindra aho, ho an'Andriamanitra, izay manao ny zavatra rehetra ho ahy. BSB BSB: I cry out to God Most High, to God who fulfills His purpose for me.
3 ULB Handefa fanampiana avy any an-danitra Izy ary hamonjy ahy, tezitra amin'ireo izay mamely ahy Izy. Sela. Andriamanitra handefa ny hatsaram-panahiny sy ny fahatokisany amiko. BSB BSB: He reaches down from heaven and saves me; He rebukes those who trample me. Selah God sends forth His loving devotion and His truth.
4 ULB Eo amin'ireo liona ny aiko; eo amin'ireo izay vonona handrapaka ahy aho. Eo amin'ireo olona izay manana nify toy lefona sy tsipìka aho, ary izay manana lelan-tsabatra maranitra aho. BSB BSB: My soul is among the lions; I lie down with ravenous beasts—with men whose teeth are spears and arrows, whose tongues are sharp swords.
5 ULB Misandràta, ry Andriamanitra, ambonin'ny lanitra; aoka ho eo ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao. BSB BSB: Be exalted, O God, above the heavens; may Your glory cover all the earth.
6 ULB Namelatra harato ho an'ny tongotro izy ireo; ory aho. Nihady lavaka teo anoloako izy ireo. Ary ny tenan'izy ireo ihany no nianjera tao afovoan'izany! Fiatoana sy fiderana. BSB BSB: They spread a net for my feet; my soul was despondent. They dug a pit before me, but they themselves have fallen into it! Selah
7 ULB Tafatoetra ny foko, Andriamanitra o, tafatoetra ny foko; hihira aho, eny, hihira fiderana aho. BSB BSB: My heart is steadfast, O God, my heart is steadfast. I will sing and make music.
8 ULB Mifohaza, ry foko nomem-boninahitra; mifohaza, ry valiha sy lokanga; hofohaziko ny mangiran-dratsy. BSB BSB: Awake, my glory! Awake, O harp and lyre! I will awaken the dawn.
9 ULB Hanolotra fisaorana ho Anao aho, ry Tompo, eo amin'ireo vahoaka; hihira fiderana ho Anao aho eo amin'ireo firenena. BSB BSB: I will praise You, O Lord, among the nations; I will sing Your praises among the peoples.
10 ULB Fa lehibe ny fitiavanao tsy mety levona, manaka-danitra; ary ny fahatokianao manakatra ny rahona. BSB BSB: For Your loving devotion reaches to the heavens, and Your faithfulness to the clouds.
11 ULB Misandrata, Andriamanitra o, ambonin'ny lanitra; ny fahasoavanao anie ho asandratra manerana ny tany manontolo BSB BSB: Be exalted, O God, above the heavens; may Your glory cover all the earth.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.