1 ULB Milaza ny fahamarinana ve ianareo ry mpanapaka? Mitsara amim-pahamarinana ve ianareo, ry olona? BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “Do Not Destroy.” A Miktam of David. Do you indeed speak justly, O rulers? Do you judge uprightly, O sons of men?
2 ULB Tsia, manao ny faharatsiana ao am-ponareo ianareo; mizara herisetra manerana ny tany amin'ny tananareo ianareo. BSB BSB: No, in your hearts you devise injustice; with your hands you mete out violence on the earth.
3 ULB Mania ny ratsy fanahy na dia fony mbola tao am-bohoka aza; mania izy ireo hatramin'ny vao teraka, amin'ny filazana lainga. BSB BSB: The wicked are estranged from the womb; the liars go astray from birth.
4 ULB Tahaka ny poizin'ny bibilava ny poizin'izy ireo; toy ny vipera marenina izay manakana ny sofiny tsy handre, BSB BSB: Their venom is like the venom of a snake, like a cobra that shuts its ears,
5 ULB izay tsy mitandrina ny feon'ny mpilalao ody, na mahay tahaka ny ahoana aza izy ireo. BSB BSB: refusing to hear the tune of the charmer who skillfully weaves his spell.
6 ULB Vakio any am-bavany ny nifin'izy ireo, Andriamanitra o; poteho ny vangin'ireo zanaka liona, Yaveh o. BSB BSB: O God, shatter their teeth in their mouths; O LORD, tear out the fangs of the lions.
7 ULB Avelao izy ireo hiempo tahaka ny rano raraka; rehefa mandefa ny zanatsipìkany izy ireo, dia aoka ho tahaka ny tsy misy tendrony. BSB BSB: May they vanish like water that runs off; when they draw the bow, may their arrows be blunted.
8 ULB Aoka ho tahaka ny lelosy mitsonika izy ireo ary maty, tahaka ny zaza tsy tongavolan'ny vehivavy iray izay tsy mahita mihitsy ny tara-masoandro. BSB BSB: Like a slug that dissolves in its slime, like a woman’s stillborn child, may they never see the sun.
9 ULB Mialohan'ny hatsapan'ny vilaninao ny hafanana mandoron'ny tsilo, dia ho entiny amin'ny tafio-drivotra ireo, na ny tsilo maitso na ny tsilo mirehitra. BSB BSB: Before your pots can feel the burning thorns—whether green or dry—He will sweep them away.
10 ULB Ny olo-marina hifaly rehefa mahita ny famalian'Andriamanitra izy; hanasa ny tongony amin'ny ràn'ny ratsy fanahy izy, BSB BSB: The righteous will rejoice when they see they are avenged; they will wash their feet in the blood of the wicked.
11 ULB mba hilazan'ny olona hoe: "Marina tokoa, fa misy valisoa ho an'ny olo-marina; marina tokoa fa misy Andriamanitra izay mitsara ny tany." BSB BSB: Then men will say, “There is surely a reward for the righteous! There is surely a God who judges the earth!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.