1 ULB Afaho amin'ireo fahavaloko aho, Andriamanitro o, apetraho amin'ny avo lavitra ireo mitsangana hanohitra ahy aho. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “Do Not Destroy.” A Miktam of David, when Saul sent men to watch David’s house in order to kill him. Deliver me from my enemies, O my God; protect me from those who rise against me.
2 ULB Arovy amin'ireo mpanao heloka aho, ary avoty amin'ireo olona lian-drà. BSB BSB: Deliver me from workers of iniquity, and save me from men of bloodshed.
3 ULB Fa, indro, mikotrika hikendrena ny aiko izy ireo. Ireo mpanao ratsy mahery dia mivondrona hanohitra ahy, saingy tsy noho ny heloko na ny fahotako, ry Yaveh. BSB BSB: See how they lie in wait for me. Fierce men conspire against me for no transgression or sin of my own, O LORD.
4 ULB Miomana ny hamono ahy izy ireo na dia tsy manam-pahadisoana aza aho; mifohaza ary vonjeo aho ka jereo. BSB BSB: For no fault of my own, they move swiftly to attack me. Arise to help me, and take notice.
5 ULB Ianao, ry Yaveh Andriamanitra tompon'ny maro, ilay Andriamanitry ny Israely, mitsangàana ary faizo ireo firenen-drehetra; aza mamindra fo amin'izay mpanao meloka. Sela BSB BSB: O LORD God of Hosts, the God of Israel, rouse Yourself to punish all the nations; show no mercy to the wicked traitors. Selah
6 ULB Miverina izy ireo ny hariva, mivovo tahaka ny alika izy ireo ary mandehandeha eran'ny tanàna. BSB BSB: They return in the evening, snarling like dogs and prowling around the city.
7 ULB Indro, mandrezatra amin'ny vavany izy ireo; sabatra no eo imolony, fa hoy izy ireo hoe: "Iza no mandre anay?" BSB BSB: See what they spew from their mouths—sharp words from their lips: “For who can hear us?”
8 ULB Fa Ianao, ry Yaveh, dia mihomehy azy ireo; ataonao fihomehezana ny firenen-drehetra. BSB BSB: But You, O LORD, laugh at them; You scoff at all the nations.
9 ULB Andriamanitra, heriko o, hihaino Anao aho; tilikamboko avo Ianao. BSB BSB: I will keep watch for You, O my strength, because You, O God, are my fortress.
10 ULB Hihaona amiko ny Andriamanitromiaraka amin'ny fanekeny mahatoky; Andriamanitra no hamela ahy hahita ny faniriako amin'ireo fahavaloko. BSB BSB: My God of loving devotion will come to meet me; God will let me stare down my foes.
11 ULB Aza vonoina izy ireo, ndrao hanadino ny oloko. aelezo amin'ny fahefanao izy ireo ary ataovy lavo izy ireo, ry Tompo ampinganay. BSB BSB: Do not kill them, or my people will forget. Scatter them by Your power, and bring them down, O Lord, our shield.
12 ULB Noho ny fahotan'ny vavan'izy ireo sy ny tenin'ny molotr'izy ireo, dia aoka ho samborina izy ireo amin'ny fireharehany, ary amin'ny ozona sy lainga no anehoany. BSB BSB: By the sins of their mouths and the words of their lips, let them be trapped in their pride, in the curses and lies they utter.
13 ULB Levony amin'ny fahatezeranao izy ireo, levony izy ireo mba tsy hisy intsony; avelao izy ireo hahafantatra fa Andriamanitra no manjaka amin'i Jakoba sy hatramin'ireo vazan-tany. Sela BSB BSB: Consume them in wrath; consume them till they are no more, so it may be known to the ends of the earth that God rules over Jacob. Selah
14 ULB Miverina izy ireo ny hariva, mivovo toy ny alika mandehandeha eran'ny tanàna. BSB BSB: They return in the evening, snarling like dogs and prowling around the city.
15 ULB Mirenireny mitady hanina izy ireo ary mierona tahaka ny alika raha tsy voky. BSB BSB: They scavenge for food, and growl if they are not satisfied.
16 ULB Fa hihira momba ny herinao aho, ary hihira momba ny fitiavanao tsy miova aho nony maraina! Fa fiarovana avo ho ahy Ianao ary fialofana amin'ny androm-pahoriako. BSB BSB: But I will sing of Your strength and proclaim Your loving devotion in the morning. For You are my fortress, my refuge in times of trouble.
17 ULB Ho Anao, ry heriko, no hihirako fiderana; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, ilay Andriamanitry ny famindram-po. BSB BSB: To You, O my strength, I sing praises, for You, O God, are my fortress, my God of loving devotion.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.