Psalm 60 60 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Andriamanitra o, efa nanary anay Ianao; efa namakivaky ny fiarovanay Ianao; tezitra Ianao; ampodio indray izahay. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “The Lily of the Covenant.” A Miktam of David for instruction. When he fought Aram-naharaim and Aram-zobah, and Joab returned and struck down 12,000 Edomites in the Valley of Salt. You have rejected us, O God; You have broken us; You have been angry; restore us!
2 ULB Efa nampihovitrovitra ny tany Ianao; efa norotehanao izany; sitrano ny triatrany, fa mihozongozona izany. BSB BSB: You have shaken the land and torn it open. Heal its fractures, for it is quaking.
3 ULB Nampahita zava-tsarotra ireo vahoakanao Ianao; nampisotro anay ny divay mampivembena Ianao. BSB BSB: You have shown Your people hardship; we are staggered from the wine You made us drink.
4 ULB Ho an'ireo manome voninahitra Anao, dia efa nanangananao faneva aharihary hanoherana ireo izay mitondra tsipìka. Sela BSB BSB: You have raised a banner for those who fear You, that they may flee the bow. Selah
5 ULB Mba hahatonga ireo tianao ho voavonjy, vonjeo amin'ny tananao ankavanana izahay ary valio aho. BSB BSB: Respond and save us with Your right hand, that Your beloved may be delivered.
6 ULB Niteny tamim-pahamasinana Andriamanitra hoe: "Hiravoravo Aho; hizara an'i Sekema Aho ary hamaritra ny lohasahan'i Sokota. BSB BSB: God has spoken from His sanctuary: “I will triumph! I will parcel out Shechem and apportion the Valley of Succoth.
7 ULB Ahy Gileada, ary Ahy Manase; fiarovan-dohako ihany koa i Efraima; Joda no tehim-piandrianako. BSB BSB: Gilead is Mine, and Manasseh is Mine; Ephraim is My helmet, Judah is My scepter.
8 ULB Tavin-drano fanasako i Moaba; manerana an'i Edoma no hanipazako ny kapako; hihiaka am-pandresena Aho noho i Filistia." BSB BSB: Moab is My washbasin; upon Edom I toss My sandal; over Philistia I shout in triumph.”
9 ULB Iza no hitondra ahy ao amin'ilay tanana mahery? Iza no hitarika ahy hankany Edoma? BSB BSB: Who will bring me to the fortified city? Who will lead me to Edom?
10 ULB Fa Ianao, Andriamanitra o, moa tsy efa nandà anay ve? Ianao tsy nandeha niady niaraka tamin'ny tafikay. BSB BSB: Have You not rejected us, O God? Will You no longer march out, O God, with our armies?
11 ULB Ampio izahay hanohitra ny fahavalonay, fa zava-poana ny fanampian'olombelona. BSB BSB: Give us aid against the enemy, for the help of man is worthless.
12 ULB Handresy izahay miaraka amin'ny fanampian'Andriamanitra; hanitsakitsaka ireo fahavalonay izy. BSB BSB: With God we will perform with valor, and He will trample our enemies.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 60
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 60, and keep Opened free for readers who can’t pay.