Psalm 61 61 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ho an'ny mpiventy hira; ampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Davida. BSB BSB: For the choirmaster. With stringed instruments. Of David. Hear my cry, O God; attend to my prayer.
2 ULB Henoy ny tarainako, Andriamanitra o; atreho ny fivavako. BSB BSB: From the ends of the earth I call out to You whenever my heart is faint. Lead me to the rock that is higher than I.
3 ULB Hatrany amin'ny faran'ny tany no hiantsoako Anao rehefa henika ny foko; tariho any amin'ny vatolampy izay avo kokoa noho izaho aho. Fa Ianao no efa fialofana ho ahy, fiarovana mafy amin'ny fahavalo. BSB BSB: For You have been my refuge, a tower of strength against the enemy.
4 ULB Avelao aho hitoetra ao amin'ny tabernakelinao mandrakizay! Avelao aho hialoka ambany alok'ireo elatrao. Sela BSB BSB: Let me dwell in Your tent forever and take refuge in the shelter of Your wings. Selah
5 ULB Fa Ianao, Andriamanitra o, no efa nandre ireo voadiko, efa nanome ahy ny lovan'ireo izay manome voninahitra ny Anaranao Ianao. BSB BSB: For You have heard my vows, O God; You have given me the inheritance reserved for those who fear Your name.
6 ULB Hampateza ny fiainan'ny mpanjaka Ianao; ho tahaka ny taranaka mifandimby ny taonany. BSB BSB: Increase the days of the king’s life; may his years span many generations.
7 ULB Hitoetra eo anatrehan'Andriamanitra mandrakizay izy. BSB BSB: May he sit enthroned in God’s presence forever; appoint Your loving devotion and Your faithfulness to guard him.
8 ULB Hihira fiderana ho an'ny Anaranao mandrakizay aho mba hahafahako manatanteraka ireo voadiko isanandro. BSB BSB: Then I will ever sing praise to Your name and fulfill my vows day by day.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 61
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 61, and keep Opened free for readers who can’t pay.