Psalm 63 63 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ry Andriamanitra, Ianao no Andriamanitro! Mitady Anao fatratra aho, mangetaheta Anao ny fanahiko, ary maniry Anao ny nofoko, eo amin'ny tany maina sy karakaina izay tsy misy rano. BSB BSB: A Psalm of David, when he was in the Wilderness of Judah. O God, You are my God. Earnestly I seek You; my soul thirsts for You. My body yearns for You in a dry and weary land without water.
2 ULB Dia efa nijery Anao tao amin'ny olona masina aho mba hahita ny herinao sy ny voninahitrao. BSB BSB: So I have seen You in the sanctuary and beheld Your power and glory.
3 ULB Satria tsara noho ny fiainana ny famindram-ponao, dia hidera Anao ny molotro. BSB BSB: Because Your loving devotion is better than life, my lips will glorify You.
4 ULB Ka dia hisaotra Anao aho raha mbola velona koa; hanandratra ny tanako amin'ny Anaranao aho. BSB BSB: So I will bless You as long as I live; in Your name I will lift my hands.
5 ULB Izany dia tahaka ny hoeizaho nihinana hanina nisy tsoka sy sabora; amin'ny molotra ravoravo no hiderako Anao, BSB BSB: My soul is satisfied as with the richest of foods; with joyful lips my mouth will praise You.
6 ULB rehefa mieritreritra ny momba Anao eo am-pandriana aho ka misaintsaina Anao nony alina. BSB BSB: When I remember You on my bed, I think of You through the watches of the night.
7 ULB Fa efa famonjena ahy Ianao, ary amin'ny aloky ny elatrao no iravoravoako. BSB BSB: For You are my help; I will sing for joy in the shadow of Your wings.
8 ULB Mifikitra aminao aho; manohana ahy ny tananao ankavanana. BSB BSB: My soul clings to You; Your right hand upholds me.
9 ULB Fa ireo izay mitady hanimba ny fiainako dia hidina any amin'ny tapany ambany indrindran'ny tany; BSB BSB: But those who seek my life to destroy it will go into the depths of the earth.
10 ULB hatolotra eo amin'ireo izay mampiasa ny sabatra eny an-tanany izy ireo, ary ho lasa sakafo ho an'ireo amboahaolo izy ireo. BSB BSB: They will fall to the power of the sword; they will become a portion for foxes.
11 ULB Fa ny mpanjaka hifaly amin'Andriamanitra; ny olona rehetra izay mianiana Aminy dia hirehereha Aminy, fa ny vavan'ireo izay milaza lainga dia hikombona. BSB BSB: But the king will rejoice in God; all who swear by Him will exult, for the mouths of liars will be shut.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 63
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 63, and keep Opened free for readers who can’t pay.