Psalm 64 64 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Henoy ny feoko, ry Andriamanitra, henoy ny fitarainako; arovy amin'ny tahotr'ireo fahavaloko ny aiko. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. Hear, O God, my voice of complaint; preserve my life from dread of the enemy.
2 ULB Afeno amin'ny tetika miafin'ireo mpanao ratsy aho, amin'ny tabataban'ireo mpanota. BSB BSB: Hide me from the scheming of the wicked, from the mob of workers of iniquity,
3 ULB Efa nandranitra ny lelany tahaka ny sabatra izy ireo; efa nanenjana ny zana-tsipìkany izy ireo, ny teny mangidy, BSB BSB: who sharpen their tongues like swords and aim their bitter words like arrows,
4 ULB mba ahafan'izy ireo mitifitra ny olona izay tsy manan-tsiny avy eny amin'ny toerana miafina; ary tampoka izy ireo no mitifitra azy sady tsy matahotra na inona na inona. BSB BSB: ambushing the innocent in seclusion, shooting suddenly, without fear.
5 ULB Dia nankahery ny tenany tamin'ny teti-dratsy izy ireo; niara-nidinika mangina mba hametraka ireo fandrika izy ireo; hoy izy ireo hoe: "Iza no hahita antsika?" BSB BSB: They hold fast to their evil purpose; they speak of hiding their snares. “Who will see them?” they say.
6 ULB Namorina teti-dratsy izy ireo; "Efa vitanay,": hoy izy ireo, "ilay tetika matipaika." Ny anatin'ny eritreritra ny ny fon'ny olona dia lalina. BSB BSB: They devise injustice and say, “We have perfected a secret plan.” For the inner man and the heart are mysterious.
7 ULB Nefa hikendry azy ireo Andriamanitra; haratran'ny zana-tsipìkany izy ireo. BSB BSB: But God will shoot them with arrows; suddenly they will be wounded.
8 ULB Ho tafintohina izy ireo, satria ny lelan'izy ireo ihany no nanohitra azy ireo; izay rehetra mahita azy ireo dia hanifikifika ny lohany. BSB BSB: They will be made to stumble, their own tongues turned against them. All who see will shake their heads.
9 ULB Ny olona rehetra dia hatahotra ary hanambara ny asa lehiben'Andriamanitra. Hieritreritra am-pahendrena izay efa nataony izy ireo. BSB BSB: Then all mankind will fear and proclaim the work of God; so they will ponder what He has done.
10 ULB Ny marina dia ho faly ny amin'i Yaveh ary hialoka ao aminy; ny mahitsy am-po rehetra dia hireharehana Aminy. BSB BSB: Let the righteous rejoice in the LORD and take refuge in Him; let all the upright in heart exult.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 64
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 64, and keep Opened free for readers who can’t pay.