1 ULB Hiran'i Davida. Ho anao, Andriamanitra any Ziona, no andrasan'ny vavakay; hanatanteraka ny voadinay Aminao izahay. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. A song. Praise awaits You, O God, in Zion; to You our vows will be fulfilled.
2 ULB Ianao izay mihaino vavaka, ho tonga eo Aminao ny nofo rehetra. BSB BSB: O You who listen to prayer, all people will come to You.
3 ULB Ireo heloka handresy antsika; raha ireo fandikan-dalànantsika, dia hamela ireny Ianao. BSB BSB: When iniquities prevail against me, You atone for our transgressions.
4 ULB Sambatra ny olona izay nisafidy hanakaiky Anao mba hahafahany mivelona ao an-kianjanao. Dia ho afa-po ny amin'ny hatsaran'ny tranonao, ny tempolinao masina izahay. BSB BSB: Blessed is the one You choose and bring near to dwell in Your courts! We are filled with the goodness of Your house, the holiness of Your temple.
5 ULB Amin'ny fahamarinana no hamalianao anay amin'ny fanaovana ireo zava-mahagaga, ry Andriamanitrin'ny famonjenay; Ianao izay tokin'ny fiafaran'ny tany rehetra sy ny an'ireo izay lavitra ny ranomasina. BSB BSB: With awesome deeds of righteousness You answer us, O God of our salvation, the hope of all the ends of the earth and of the farthest seas.
6 ULB Fa Ianao no nanamafy orina ireo tendrombohitra, Ianao ilay manao fehin-kibo amin'ny hery. BSB BSB: You formed the mountains by Your power, having girded Yourself with might.
7 ULB Ianao izay no mampangiana ny fieron'ireo ranomasina, ny fieron'ireo onjany, ary ny tabataban'ireo vahoaka. BSB BSB: You stilled the roaring of the seas, the pounding of their waves, and the tumult of the nations.
8 ULB Ireo izay monina any amin'ny faran'ny tany dia matahotra ny amin'ny porofon'ireo asanao; Ianoa no mampifaly ny atsinanana sy ny andrefana. BSB BSB: Those who live far away fear Your wonders; You make the dawn and sunset shout for joy.
9 ULB Tonga hanavotra ny tany Ianao; tondrahanao izany; ary ampitomboinao fatratra; feno rano ny onin'Andriamanitra; mamatsy voa ho an'olombelona Ianao rehefa avy nanomana ny tany. BSB BSB: You attend to the earth and water it; with abundance You enrich it. The streams of God are full of water, for You prepare our grain by providing for the earth.
10 ULB Nanondraka ranon'ireo tany voaasa ao amin'izany Ianao; nametraka ireo sisin'ny tany voaasa Ianao; nanalefaka izany tamin'ny ranon'orana Ianao; mitahy ireo tsimoka eo amin'izy ireo Ianao. BSB BSB: You soak its furrows and level its ridges; You soften it with showers and bless its growth.
11 ULB Manarona ny taona amin'ny fahatsaranao Ianao; ireo lalana aorian'ny kalesinao dia mitete fahatavizana amin'ny tany. BSB BSB: You crown the year with Your bounty, and Your paths overflow with plenty.
12 ULB Ireo ahitra ao an'efitra dia mitete ando, ary ireo havoana dia nitafy fifaliana. BSB BSB: The pastures of the wilderness overflow; the hills are robed with joy.
13 ULB Rakotra ondry aman'osy ny tany fihinanam-bilona; voarakotra voa ihany koa ireo lohasaha; mihiaka fifaliana ireny, ary mihira. BSB BSB: The pastures are clothed with flocks, and the valleys are decked with grain. They shout in triumph; indeed, they sing.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.