1 ULB Manaova hiakam-pifaliana ho an'Andriamanitra, ry tany rehetra; BSB BSB: For the choirmaster. A song. A Psalm. Make a joyful noise to God, all the earth!
2 ULB mihirà mafy ny voninahitriny Anarany; omeo voninahitra ny fiderany. BSB BSB: Sing the glory of His name; make His praise glorious.
3 ULB Lazao Andriamanitra hoe: "Endrey mahatahotra ireo asanao! Amin'ny fahalehibiazan'ny herinao no haneken'ireo fahavalonao Anao. BSB BSB: Say to God, “How awesome are Your deeds! So great is Your power that Your enemies cower before You.
4 ULB Ny tany rehetra hanompo Anao ary hihira ho Anao; hihira ho an'ny Anaranao izy ireo." Sela BSB BSB: All the earth bows down to You; they sing praise to You; they sing praise to Your name.” Selah
5 ULB Avia ka zahao ireo asan'Andriamanitra; mahatahotra Izy noho ireo asany lehibe amin'ireo zanak'olombelona. BSB BSB: Come and see the works of God; how awesome are His deeds toward mankind.
6 ULB Namadika ny ranomasina ho tany maina Izy; namakivaky ny ony an-tongotra izy ireo; tany izahay no niravoravo taminy. BSB BSB: He turned the sea into dry land; they passed through the waters on foot; there we rejoiced in Him.
7 ULB Manapaka amin'ny heriny mandrakizay Izy; mandinika ireo firenena ny masony; aoka ireo mpikomy tsy hanandra-tena. Sela BSB BSB: He rules forever by His power; His eyes watch the nations. Do not let the rebellious exalt themselves. Selah
8 ULB Manolora fisaorana ho an'Andriamanitra, ianareo ry olona, aokaho re ny feon'ny fiderana Azy. BSB BSB: Bless our God, O peoples; let the sound of His praise be heard.
9 ULB Izy no miahy antsika amin'ny velona, ary tsy mamela ny tongotsika hisolifatra Izy. BSB BSB: He preserves our lives and keeps our feet from slipping.
10 ULB Fa Ianao, ry Andriamanitra, efa nitsapa anay tahaka ny fitsapana volafotsy Ianao. BSB BSB: For You, O God, have tested us; You have refined us like silver.
11 ULB Nitondra anay tao anaty harato Ianao; nametraka enta-mavesatra teo am-balahanay Ianao. BSB BSB: You led us into the net; You laid burdens on our backs.
12 ULB Efa nanao ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; namakivaky afo sy rano izahay, nefa namoaka anay ho any amin'ny toerana midadasika Ianao. BSB BSB: You let men ride over our heads; we went through fire and water, but You brought us into abundance.
13 ULB Hiditra ao an-tranonao amin'ny fanatitra dorana aho; hefaiko Aminao ireo voadiko BSB BSB: I will enter Your house with burnt offerings; I will fulfill my vows to You—
14 ULB izay nampanantenain'ny molotro sy ny nolazain'ny vavako fony aho mbola tanaty fahoriana. BSB BSB: the vows that my lips promised and my mouth spoke in my distress.
15 ULB Hanolotra ho Anao fanatitra dorana biby mifahy miaraka amin'ny hanitra ankasitrahana avy amin'ny ondrilahy aho; hanolotra omilahy sy osilahy aho. Sela BSB BSB: I will offer You fatlings as burnt offerings, with the fragrant smoke of rams; I will offer bulls and goats. Selah
16 ULB Manatona ary mihainoa, ianareo rehetra izay matahotra an'Andriamanitra, ary holazaiko izay efa nataony ho an'ny fanahiko. BSB BSB: Come and listen, all you who fear God, and I will declare what He has done for me.
17 ULB Niantso Azy tamin'ny vavako aho, ary noderaina tamin'ny lelako Izy. BSB BSB: I cried out to Him with my mouth and praised Him with my tongue.
18 ULB Raha nahita ny fahotana tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ahy ny Tompo. BSB BSB: If I had cherished iniquity in my heart, the Lord would not have listened.
19 ULB Fa mandre marina Andriamanitra; efa nitandrina ny feon'ny fivavako Izy. BSB BSB: But God has surely heard; He has attended to the sound of my prayer.
20 ULB Isaorana anie Andriamanitra, izay tsy nandà ny fivavako na ny fanekeny mahatoky tamiko. BSB BSB: Blessed be God, who has not rejected my prayer or withheld from me His loving devotion!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.