Psalm 67 67 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ho an'ny mpiventy hira; ampiarahina amin'ny valiha. Salamo, tonon-kira. Andriamanitra anie hamindra fo amintsika ka hitahy antsika ary hampamirapiratra ny tavany amintsika Sela BSB BSB: For the choirmaster. With stringed instruments. A Psalm. A song. May God be gracious to us and bless us, and cause His face to shine upon us, Selah
2 ULB mba hahafantarana ny lalanao ety ambonin'ny tany, ny famonjenao eo amin'ny firenen-drehetra. BSB BSB: that Your ways may be known on earth, Your salvation among all nations.
3 ULB Aoka ny olona hidera Anao, Andriamanitra o; aoka ny olon-drehetra hidera Anao. BSB BSB: Let the peoples praise You, O God; let all the peoples praise You.
4 ULB Endrey ireo firenena ho faly sy hihira fifaliana, fa hitsara ny olon-drehetra amin'ny fahitsiana Ianao ary hanapaka ireo firenena ety ambonin'ny tany. Sela BSB BSB: Let the nations be glad and sing for joy, for You judge the peoples justly and lead the nations of the earth. Selah
5 ULB Aokan ny olona hidera Anao, Andriamanitra o; aoka ny olon-drehetra hideran Anao. BSB BSB: Let the peoples praise You, O God; let all the peoples praise You.
6 ULB Ny tany efa namoa ny vokany ary Andriamanitra, Andriamanitray no nitahy anay. BSB BSB: The earth has yielded its harvest; God, our God, blesses us.
7 ULB Andriamanitra efa nitahy anay, ary ny vazan-tany rehetra manome voninahitra Azy. BSB BSB: God blesses us, that all the ends of the earth shall fear Him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 67
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 67, and keep Opened free for readers who can’t pay.