1 ULB Aoka hitsangana Andriamanitra; aoka ireo fahavalony ho hiely; aoka ihany koa ireo mankahala Azy handositra tsy ho eo anatrehany. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. A song. God arises. His enemies are scattered, and those who hate Him flee His presence.
2 ULB Tahaka ny setroka miely, no hampielezana azy ireo; toy ny savoka miempo anaty afo, no aoka hahlevona ny ratsy fanahy eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra. BSB BSB: As smoke is blown away, You will drive them out; as wax melts before the fire, the wicked will perish in the presence of God.
3 ULB Fa aoka kosa ny olo-marina ho faly; aoka izy ireo hilafy eo anoloan'Andriamanitra; hiravoravo anie izy ireny ka dia ho faly. BSB BSB: But the righteous will be glad and rejoice before God; they will celebrate with joy.
4 ULB Mihirà ho an'Andriamanitra! mihirà fiderana ho an'ny anarany! Derao Ilay mandeha mamakivaky ireo tany lemaky ny lohasahan-driaka Jordana! Yaveh no anarany! Mifalia eo anatrehany! BSB BSB: Sing to God! Sing praises to His name. Exalt Him who rides on the clouds—His name is the LORD—and rejoice before Him.
5 ULB Rain'ny kamboty, mpitsara ireo mananontena, ilay Andriamanitra any amin'ny fitoerana masina. BSB BSB: A father of the fatherless and a defender of widows is God in His holy habitation.
6 ULB Andriamanitra mametraka ny irery ho amin'ny fianakaviana, entiny mivoaka amim-kalokalo ny gadra; fa ny mpikomy monina any amin'ny tany karakaina. BSB BSB: God settles the lonely in families; He leads the prisoners out to prosperity, but the rebellious dwell in a sun-scorched land.
7 ULB Andriamanitra o, raha nivoaka teo anatrehan'ny vahoakanao Ianao, rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra Ianao, Sela BSB BSB: O God, when You went out before Your people, when You marched through the wasteland, Selah
8 ULB Dia nihovitra ny tany; ny lanitra ihany koa nitete orana tamin'ny fanatrehan'Andriamanbitra, tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra rehefa tonga tany Sinay Izy, tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, ilay Andriamanitr'Israely. BSB BSB: the earth shook and the heavens poured down rain before God, the One on Sinai, before God, the God of Israel.
9 ULB Ianao, Andriamanitra o, no nandefa oram-be; Ianao no nampatanjaka ny lovanao raha reraka izany. BSB BSB: You sent abundant rain, O God; You refreshed Your weary inheritance.
10 ULB Monina ao ny vahoakanao; Ianao, Andriamanitra, nanome ny mahantra tamin'ny fahatsaranao. BSB BSB: Your flock settled therein; O God, from Your bounty You provided for the poor.
11 ULB Ny Tompo no nanome ireo baiko, ary tafika lehibe ireo izay nanambara izany. BSB BSB: The Lord gives the command; a great company of women proclaim it:
12 ULB Mandositra ireo mpanjakan'ny tafika, nandositra izy ireo, ary nizara ny fandrobana ireo vehivavy niandry tao an-trano: voromailala voarakotra volafotsy sy elatra volamena mavo. Rehefa nipetraka tamin'ireo valan'ondry ny sasany taminareo ry vahoaka, dia nahoana no manao izany ianareo? BSB BSB: “Kings and their armies flee in haste; she who waits at home divides the plunder.
14 ULB Nampiely mpanjaka tany ilay Tsitoha, izany dia tamin'ny nisian'ny oram-panala tany amin'ny tendrombohitra Zalmona. BSB BSB: When the Almighty scattered the kings in the land, it was like the snow falling on Zalmon.
15 ULB Tendrombohitra mahery no tany havoan'i Basana; tendrombohitra avo no tany havoan'i Basana. BSB BSB: A mountain of God is Mount Bashan; a mountain of many peaks is Mount Bashan.
16 ULB Nahoana ianao no mijery am-pitsiriritana, ianao ry tany havoana, ao an-tendrombohitra izay nirian'Andriamanitra ho toeram-ponenany? Honina mandrakizay ao tokoa Yaveh. BSB BSB: Why do you gaze in envy, O mountains of many peaks? This is the mountain God chose for His dwelling, where the LORD will surely dwell forever.
17 ULB Roa alina ireo kalesin'Anadriamanitra, an'alina ambonin'ny arivo; eo amin'izy ireo amin'ny fitoerana masina, toy ny tany Sinay ny Tompo. BSB BSB: The chariots of God are tens of thousands—thousands of thousands are they; the Lord is in His sanctuary as He was at Sinai.
18 ULB Nihoatra ny avo Ianao; nentinao ireo babo; nandray fanomezana avy tamin'ireo olona Ianao, en fa na avy amin'ireo izay niady taminao aza, mba hitoetra any, Ianao, ry Yaveh Andriamanitra. BSB BSB: You have ascended on high; You have led captives away. You have received gifts from men, even from the rebellious, that the LORD God may dwell there.
19 ULB Isaorana anie ny Tompo, izay mitondra ny entantsika isan'andro isan'andro, ilay Andriamanitra izay famonjena ho antsika. Sela BSB BSB: Blessed be the Lord, who daily bears our burden, the God of our salvation. Selah
20 ULB Ny Andriamanitsika dia Andriamanitra manavotra; ny Tompo Yaveh no ilay mahay manavotra antsika amin'ny fahafatesana. BSB BSB: Our God is a God of deliverance; the Lord GOD is our rescuer from death.
21 ULB Fa Andriamanitra dia hamely amin'ny lohan'ireo fahavalony, amin'ny volon-dohan'ireo izay mandeha amin'ny fandikan-dalàna manohitra Azy. BSB BSB: Surely God will crush the heads of His enemies, the hairy crowns of those who persist in guilty ways.
22 ULB Hoy ny Tompo hoe: "Ho entiko miverina avy any Basana ireo fahavaloko; ho entiko miverina avy any amin'ny lalin'ny ranomasina izy ireo BSB BSB: The Lord said, “I will retrieve them from Bashan, I will bring them up from the depths of the sea,
23 ULB mba hahafahanao mamotika ny fahavalonao, mandroboka ny tongotrao amin'ny rà, sy mba hahafahan'ny lelan'ireo amboanao hanan-jara amin'ireo fahavalonao." BSB BSB: that your foot may be dipped in the blood of your foes—the tongues of your dogs in the same.”
24 ULB Efa nahita ny filaharanao aho, Andriamanitra o, dia ny filaharan'Andriamanitro, mpanjakako, ao amin'ny fitoerana masina. BSB BSB: They have seen Your procession, O God—the march of my God and King into the sanctuary.
25 ULB Ireo mpikalo no nandeha mialoha, nanaraka tao aoriana ireo mpitendry valiha, ary tany afovoany no ireo zatovovavy tsy nanambady mpively amponga tapaka. BSB BSB: The singers lead the way, the musicians follow after, among the maidens playing tambourines.
26 ULB Isaory Andriamanitra ao amin'ny fiangonana, miderà an'i Yaveh, ianareo ry taranak'Israely marina. BSB BSB: Bless God in the great congregation; bless the LORD from the fountain of Israel.
27 ULB Misy ny voalohany dia i Benjamina, ilay foko kely indrindra, manaraka ireo mpitarik'i Joda sy ireo mpanaraka azy ireo, ireo mpitarik'i Zebolona sy ireo mpitarik'i Naftaly. BSB BSB: There is Benjamin, the youngest, ruling them, the princes of Judah in their company, the princes of Zebulun and of Naphtali.
28 ULB Ny Andriamanitrareo, ry Israely, dia efa nandidy ny tanjakao; asehoy anay ny herinao, Andriamanitra o, tahaka ny nampisehoanao izany tamin'ny fotoana efa lasa. BSB BSB: Summon Your power, O God; show Your strength, O God, which You have exerted on our behalf.
29 ULB Asehoy anay avy ao an-tempoly ao Jerosalema, izay anateran'ireo mpanjaka fanomezana ho Anao, ny herinao. BSB BSB: Because of Your temple at Jerusalem kings will bring You gifts.
30 ULB Mihikà amin'ny ady hanohitra ireo bibidia any anaty volotara, hanohitra ireo olona, izany habetsahan'ny ombilahy sy zanak'omby izany. Ahetreo izy ireo ary ampitondrao fanomezana; aparitaho ireo olona izay tia manangana ady. BSB BSB: Rebuke the beast in the reeds, the herd of bulls among the calves of the nations, until it submits, bringing bars of silver. Scatter the nations who delight in war.
32 ULB Mihirà ho an'Andriamanitra, ianareo fanjakan'ny tany; Sela Mihirà ho an'i Yaveh. BSB BSB: Sing to God, O kingdoms of the earth; sing praises to the Lord—Selah
33 ULB Ho Azy izay miakatra amin'ny lanitry ny lanitra, izay nisy hatramin'ny fotoana taloha; indro, Izy manandra-peo amin-kery. BSB BSB: to Him who rides upon the highest heavens of old; behold, His mighty voice resounds.
34 ULB Ekeo ho an'Andriamanitra ny hery; an'Israely ny fiandrianany, ary eny an-danitra ny ny heriny. BSB BSB: Ascribe the power to God, whose majesty is over Israel, whose strength is in the skies.
35 ULB Andriamanitra o, mahatahotra Ianao any amin'ny fitoeranao masina; ilay Andriamanitr'Israely—manome hery sy tanjaka ho an'ny vahoakany Izy. Isaorana anie Andriamanitra. BSB BSB: O God, You are awesome in Your sanctuary; the God of Israel Himself gives strength and power to His people. Blessed be God!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.