1 ULB Vonjeo aho, Andriamanitra o; fa nataon'ny rano tandindonin-doza ny fiainako. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “Lilies.” Of David. Save me, O God, for the waters are up to my neck.
2 ULB Milentika anaty fotaka mandrevo aho, izay tsy misy toerana ijoroana; anaty rano lalina aho, izay ikorianan'ny ranobe. BSB BSB: I have sunk into the miry depths, where there is no footing; I have drifted into deep waters, where the flood engulfs me.
3 ULB Ketraka amin'ny fitarainako aho; maina ny tendako; ts, maharitra eo am-piandrasana an'Andriamanitro ny masoko. BSB BSB: I am weary from my crying; my throat is parched. My eyes fail, looking for my God.
4 ULB Betsaka kokoa noho ny volo eo an-dohako ireo mankahala ahy amin'ny tsy antony; ireo mananapaka ahy, manao ahy ho fahavalo amin'ny tsy rariny, dia mahery; izay tsy nangalariko akory, dia tsy maintsy averiko. BSB BSB: Those who hate me without cause outnumber the hairs of my head; many are those who would destroy me—my enemies for no reason. Though I did not steal, I must repay.
5 ULB Andriamanitra o, fantatrao ny fahadalako, ary tsy miafina aminao ny heloko. BSB BSB: You know my folly, O God, and my guilt is not hidden from You.
6 ULB Aoka ireo izay miandry Anao tsy ho menatra noho izaho, ry Tompo YAveh tompon'ny maro; aoka ireo izay mitady Anao tsy ho tonga amin'ny fahafam-baraka noho izaho, ry Andriamanitr'Israely. BSB BSB: May those who hope in You not be ashamed through me, O Lord GOD of Hosts; may those who seek You not be dishonored through me, O God of Israel.
7 ULB Noho ny aminao no nitondrako latsa; henatra no manarona ny tavako. BSB BSB: For I have endured scorn for Your sake, and shame has covered my face.
8 ULB Niova ho hafa firenena aho amin'ireo rahalahiko, vahiny ho an'ireo zanaky ny reniko. BSB BSB: I have become a stranger to my brothers and a foreigner to my mother’s sons,
9 ULB Fa ny fahazotoan'ny tranonao no nandrapaka ahy, ary ireo latsan'ireo izay niteny mafy ahy no efa nalatsakao tamiko. BSB BSB: because zeal for Your house has consumed me, and the insults of those who insult You have fallen on me.
10 ULB Rehefa nitomany aho ka tsy nahinankanina, dia naniratsira ahy izy ireo. BSB BSB: I wept and fasted, but it brought me reproach.
11 ULB Rehefa nataoko lamba fisaonana ny fitafiako, dia lasa ambentin-teny tamin'izy ireo aho. BSB BSB: I made sackcloth my clothing, and I was sport to them.
12 ULB Miresaka ny momba ahy ireo izay mipetraka eo amin'ny vavahadin'ny tanàna; ambentin-kiran'ireo mamolava aho. BSB BSB: Those who sit at the gate mock me, and I am the song of drunkards.
13 ULB Fa raha izaho aloha, dia ho Anao ny fivavako, ry Yaveh, amin'ny fotoana izay hanekenao; valio amin'ny fahamendreham-pitokian'ny famonjenao. BSB BSB: But my prayer to You, O LORD, is for a time of favor. In Your abundant loving devotion, O God, answer me with Your sure salvation.
14 ULB Sintony avy ao amin'ny fotako, ary aza avelanao ho difotra aho; aoka aho ho voaala lavitra ireo izay mankahala ahy ka ho voavonjy avy ao amin'ny rano lalina. BSB BSB: Rescue me from the mire and do not let me sink; deliver me from my foes and out of the deep waters.
15 ULB Aza avela handifotra ahy ireo tondra-drano, na ny lalina hitelina ahy. Aza avela hanidy ny vavany eto amiko ny lavaka. BSB BSB: Do not let the floods engulf me or the depths swallow me up; let not the Pit close its mouth over me.
16 ULB Valio aho, Yaveh o, fa tsara ny fanekenao mahatoky; satria maro ireo fiantranao tamiko, mitodiha aty amiko. BSB BSB: Answer me, O LORD, for Your loving devotion is good; turn to me in keeping with Your great compassion.
17 ULB Aza manafin-tava amin'ny mpanomponao, fa anaty fahoriana aho; valio faingana aho. BSB BSB: Hide not Your face from Your servant, for I am in distress. Answer me quickly!
18 ULB Midìna amiko ka vonjeo aho. Noho ireo fahavaloko, avoty aho. BSB BSB: Draw near to my soul and redeem me; ransom me because of my foes.
19 ULB Fantatrao ny fandatsàna ahy, ny henatro, ary ny fahafam-barakako; manoloana Anao avokoa ireo fahavaloko rehetra. BSB BSB: You know my reproach, my shame and disgrace. All my adversaries are before You.
20 ULB Nandratra ny foko ireo latsa; feno fahvesarana aho; mitady olona hiantra aho, saingy mba nisy; nitady mpampahery aho, saingy tsy nahita. BSB BSB: Insults have broken my heart, and I am in despair. I looked for sympathy, but there was none, for comforters, but I found no one.
21 ULB Nanome ahy poizina izy ireo ho sakafoko; tamin'ny hetahetako dia vinaingitra no nomen'izy ireo. BSB BSB: They poisoned my food with gall and gave me vinegar to quench my thirst.
22 ULB Aoka ho tonga fandrika ny latabany eo anoloan'izy ireo; rehefa mieritreritra izy ireo fa mitoetra tsy manana ahiahy, aoka izany ho tonga fandrika. BSB BSB: May their table become a snare; may it be a retribution and a trap.
23 ULB Aoka ny mason'izy ireo ho maizina ka tsy hahita; ary ataovy mihozongozona foana ny lamosin'izy ireo. BSB BSB: May their eyes be darkened so they cannot see, and their backs be bent forever.
24 ULB Araraho amin'izy ireo ny fahatezeranao, ary aoka ny firehetan'ny hatezeranao hahatratra azy ireo. BSB BSB: Pour out Your wrath upon them, and let Your burning anger overtake them.
25 ULB Aoka ho foana ny toeran'izy ireo; aza avela hisy onina ao amin'ny lainy. BSB BSB: May their place be deserted; let there be no one to dwell in their tents.
26 ULB Fa manenjika mafy izay nasianao izy ireo. Mamerimberina ny fanaintainan'ireo izay voaratranao izy ireo. BSB BSB: For they persecute the one You struck and recount the pain of those You wounded.
27 ULB Miampangà azy ireo ho nahavita heloka miampy heloka; aza avela ho tonga amin'ny fandresenao marina izy ireo. BSB BSB: Add iniquity to their iniquity; let them not share in Your righteousness.
28 ULB Aoka izy ireo ho voafafa ao amin'ny Bokin'ny fiainana ary tsy ho voasoratra miaraka amin'ny olo-marina. BSB BSB: May they be blotted out of the Book of Life and not listed with the righteous.
29 ULB Kanefa mahantra sy malahelo aho; ka aoka ny famonjenao, Andriamanitra o, hametraka ahy amin'ny avo. BSB BSB: But I am in pain and distress; let Your salvation protect me, O God.
30 ULB Hidera ny anaran'Andriamanitra amin'ny hira aho ary hanandratra Azy amin'ny fisaorana. BSB BSB: I will praise God’s name in song and exalt Him with thanksgiving.
31 ULB Ankasitrahan'i Yaveh tsara kokoa mihoatra ny omby sy ombilahy izy manan-tandroka sy kitro izany. BSB BSB: And this will please the LORD more than an ox, more than a bull with horns and hooves.
32 ULB Efa nahita izany ny malemy fanahy ka dia faly; ianao izay mitady an'Andriamanitra, aoka ny fonao ho velona. BSB BSB: The humble will see and rejoice. You who seek God, let your hearts be revived!
33 ULB Fa Yaveh mandre ny ory ary tsy manao tsinontsinona ny gadrany. BSB BSB: For the LORD listens to the needy and does not despise His captive people.
34 ULB Aoka ny lanitra sy ny tany hidera Azy, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy. BSB BSB: Let heaven and earth praise Him, the seas and everything that moves in them.
35 ULB Fa Andriamanitra hanavotra an'i Ziona ary hanangana indray ireo tanàna'i Joda; honina ao ny olona ka hanao izany ho fananana. BSB BSB: For God will save Zion and rebuild the cities of Judah, that they may dwell there and possess it.
36 ULB Ireo taranaky ny mpanompony handova izany; ary ireo izay tia ny Anarany dia honina ao. BSB BSB: The descendants of His servants will inherit it, and those who love His name will settle in it.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.