Psalm 70 70 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida; mba hitondra ho amin'ny fahatsiarovana. BSB BSB: For the choirmaster. Of David. To bring remembrance. Make haste, O God, to deliver me! Hurry, O LORD, to help me!
2 ULB Vonjeo aho, Andriamanitra o! Yaveh o, tongava malaky ka avoty aho. Aoka ireo izay mitady hikendry ny aiko ho menatra sy afa-baraka; aoka izy ireny hajanona sy ho tonga amin'ny fahafam-baraka, ireo izay mifaly amin'ny fanaintainako. BSB BSB: May those who seek my life be ashamed and confounded; may those who wish me harm be repelled and humiliated.
3 ULB Aoka izy ireny hajanona noho ny henatr'izy ireny, ireo manao hoe: "Aha, aha." BSB BSB: May those who say, “Aha, aha!” retreat because of their shame.
4 ULB Aoka izay rehetra mitady Anao hifaly sy ho ravoravo ao aminao; aoka ireo izay tia ny famonjenao hiteny mandrakariva hoe: "Hoderaina anie Andriamanitra." BSB BSB: May all who seek You rejoice and be glad in You; may those who love Your salvation always say, “Let God be magnified!”
5 ULB Kanefa mahantra sy ory aho; faingàna amiko, Andriamanitra o; Ianao no vonjy ho ahy ary manavotra ahy. Yaveh o, aza ela. BSB BSB: But I am poor and needy; hurry to me, O God. You are my help and my deliverer; O LORD, do not delay.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 70
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 70, and keep Opened free for readers who can’t pay.