3 ULB satria nitsiriritra ny mpirehareha aho raha nahita ny fahombiazan'ny ratsy fanahy. BSB BSB: For I envied the arrogant when I saw the prosperity of the wicked.
4 ULB Fa tsy mba mijaly izy ireo mandra-pahafatiny, fa dia mahery sy voafahana tsara. BSB BSB: They have no struggle in their death; their bodies are well-fed.
5 ULB Afaka amin'ny enta-mavesatry ny lehilahy hafa izy ireo; tsy mba ory tahaka ny olona hafa. BSB BSB: They are free of the burdens others carry; they are not afflicted like other men.
6 ULB Mandravaka azy ireo tahaka ny rojo eo amin'ny vozony ny fireharehana; ny herisetra no tafiany toy ny akanjo. BSB BSB: Therefore pride is their necklace; a garment of violence covers them.
7 ULB Avy amin'ny fahajambana toy izany no hivoahan'ny ota; mamakivaky ny fon'izy ireo ny eritreri-dratsy. BSB BSB: From their prosperity proceeds iniquity; the imaginations of their hearts run wild.
8 ULB Maneso sy miteny ratsy izy ireo; amin'ny fiavonavonana no andrahonan'izy ireo fampahoriana. BSB BSB: They mock and speak with malice; with arrogance they threaten oppression.
9 ULB Ampanoherin'izy ireo ny lanitra ny vavany, ary mamakivaky ny tany ny lelan'izy ireo. BSB BSB: They set their mouths against the heavens, and their tongues strut across the earth.
10 ULB Noho izany dia mitodika amin'izy ireo ny olony ka rano be no voagoka. BSB BSB: So their people return to this place and drink up waters in abundance.
11 ULB Hoy izy ireo hoe: "Ahoana no hahalalan'Andriamanitra? Moa misy fahalalana ao amin'ny Avo Indrindra?" BSB BSB: The wicked say, “How can God know? Does the Most High have knowledge?”
12 ULB Hevero tsara: ireny olona ireny dia ratsy fanahy; tsy mivaky loha mandrakariva izy ireny, tonga mpanan-karena dia manan-karena. BSB BSB: Behold, these are the wicked—always carefree as they increase their wealth.
13 ULB Zava-poana dia zava-poana ny niambenako ny foko sy ny nanasako tanana tamin'ny tsy fananan-tsiny. BSB BSB: Surely in vain I have kept my heart pure; in innocence I have washed my hands.
14 ULB Fa nampahoriana andro lava aho ary nofaizina isa-maraina. BSB BSB: For I am afflicted all day long and punished every morning.
15 ULB Raha nilaza aho hoe: "Holazaiko ireo zavatra ireo," dia efa namadika ity taranaka mandimbin'ny zanakao ity aho. BSB BSB: If I had said, “I will speak this way,” then I would have betrayed Your children.
17 ULB Koa nandeha tao am-pitoerana masin'Andriamanitra aho ka tonga nahatakatra ny nanjo azy ireo. BSB BSB: until I entered God’s sanctuary; then I discerned their end.
18 ULB Napetrakao tamin'ny teorana malama tokoa izy ireo; naetrinao tamin'ny faharavana izy ireo. BSB BSB: Surely You set them on slick ground; You cast them down into ruin.
19 ULB Indrisy fa tonga efitra izy ireo tanatin'ny fotona fohy! Tonga amin'ny fahataperana izy ireo ka miafara amin'ny horohoro mahatsiravina. BSB BSB: How suddenly they are laid waste, completely swept away by terrors!
20 ULB Tahaka ny nofy aorian'ny fifohazana izy ireo; Tompo o, rehefa miarina Ianao, dia tsy hihevitra na inona na inona amin'ireny nofy reny. BSB BSB: Like one waking from a dream, so You, O Lord, awaken and despise their form.
21 ULB Fa nalahelo ny foko, ary naratra mafy aho. BSB BSB: When my heart was grieved and I was pierced within,
22 ULB Tsy nahalala aho ary tsy mba lalin-tsaina; tahaka ny biby tsy misy antony aho manoloana Anao. BSB BSB: I was senseless and ignorant; I was a brute beast before You.
23 ULB Nefa aho miaraka aminao hatrany; mihazona ny tanako ankavanana Ianao. BSB BSB: Yet I am always with You; You hold my right hand.
24 ULB Hitarika ahy amin'ny torohevitrao Ianao ary aorian'izany dia handray ahy amim-boninahitra. BSB BSB: You guide me with Your counsel, and later receive me in glory.
25 ULB Manana an'iza afa-tsy Ianao moa aho any an-danitra? Tsy misy iriako afa-tsy Ianao ety ambonin'ny tany. BSB BSB: Whom have I in heaven but You? And on earth I desire no one besides You.
26 ULB Miha-ketraka ny nofoko sy ny foko, fa herin'ny foko mandrakizay Andriamanitra. BSB BSB: My flesh and my heart may fail, but God is the strength of my heart and my portion forever.
27 ULB Ho levona ireo izay lavitra Anao; ho ringaninao izay rehetra tsy mahatoky Anao. BSB BSB: Those far from You will surely perish; You destroy all who are unfaithful to You.
28 ULB Fa raha izaho aloha, ny hany tokony ataoko dia ny manatona an'Andriamanitra. Efa nanao ny Tompo Yaveh ho fialofako aho. Hanambara ireo asanao rehetra aho. BSB BSB: But as for me, it is good to draw near to God. I have made the Lord GOD my refuge, that I may proclaim all Your works.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.