Psalm 75 75 Psalms Book 3 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Saotra no atolotray Anao, Andriamanitra o; saotra no atolotray, satria manambara ny fanatrehanao Ianao; ny olona milaza ireo asanao mahagaga. BSB BSB: For the choirmaster: To the tune of “Do Not Destroy.” A Psalm of Asaph. A song. We give thanks to You, O God; we give thanks, for Your Name is near. The people declare Your wondrous works.
2 ULB Hitsara ara-drariny Aho amin'ny fotoana voatendry. BSB BSB: “When I choose a time, I will judge fairly.
3 ULB Na dia hihovitrovitra amin-tahotra aza ny tany sy ny mponina rehetra, dia hamafisiko ireo andrin'ny tany. Sela BSB BSB: When the earth and all its dwellers quake, it is I who bear up its pillars. Selah
4 ULB Hoy aho amin'ny mpiavonavona hoe: "Aza miavonavona," ary amin'ny ratsy fanahy hoe: "Aza manandratra ny tandroka. BSB BSB: I say to the proud, ‘Do not boast,’ and to the wicked, ‘Do not lift up your horn.
5 ULB Aza manandratra ny tandrokao amin'ny avo; aza miteny amin'ny hatoka mpanambany." BSB BSB: Do not lift up your horn against heaven or speak with an outstretched neck.’”
6 ULB Tsy avy any atsinanana izany na koa avy any andrefana, ary tsy avy any an'efitra akory no nahatongavan'izany fanandratana izany. BSB BSB: For exaltation comes neither from east nor west, nor out of the desert,
7 ULB Fa Andriamanitra no mpitsara; Izy no manetry ary Izy no manandratra. BSB BSB: but it is God who judges; He brings down one and exalts another.
8 ULB Fa Yaveh mihazona amin'ny tanany ny kapoakan'ny diavay mandroatra, izay voaharo hanitra, sy mandraraka izany. Hisotro izany hatramin'ny fara-faikany tokoa ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany. BSB BSB: For a cup is in the hand of the LORD, full of foaming wine mixed with spices. He pours from His cup, and all the wicked of the earth drink it down to the dregs.
9 ULB Fa izaho kosa hilaza hatrany izay efa nataonao; hihira fiderana ho an'Andriamanitr'i Jakoba aho. BSB BSB: But I will proclaim Him forever; I will sing praise to the God of Jacob.
10 ULB Hoy Izy hoe: "Hanapaka ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra Aho, fa ny tandroky ny olo-marina ho asandratra ambony." BSB BSB: “All the horns of the wicked I will cut off, but the horns of the righteous will be exalted.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 75
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 75, and keep Opened free for readers who can’t pay.