1 ULB Ho an'ny mpiventy hira, amin'ny lokanga. Salamo nataon'i Asafa, tonon-kira. BSB BSB: For the choirmaster. With stringed instruments. A Psalm of Asaph. A song. God is known in Judah; His name is great in Israel.
2 ULB Nampahafantatra ny tenany tao Joda Andriamanitra; lehibe ao Israely ny Anarany. Ao Salema ny lainy; ao Ziona ny toerana fonenany. BSB BSB: His tent is in Salem, His dwelling place in Zion.
3 ULB Tany Izy no nanapaka ireo zana-tsipìkan'ny tsipìka, ny ampinga, ny sabatra, ary ireo fitaovam-piadiana hafa. Sela BSB BSB: There He shattered the flaming arrows, the shield and sword and weapons of war. Selah
4 ULB Mamirapiratra ny fahazavanao ary manambara ny voninahitrao Iano, raha midina avy any amin'ireo tendrombohitra, tany amin'izay namonoanao ireo niharam-boinao. BSB BSB: You are resplendent with light, more majestic than mountains filled with game.
5 ULB Voababo ny mahery fo; ka renoka izy ireo. Tsy afa-nanoatra ny mpiady rehetra. BSB BSB: The valiant lie plundered; they sleep their last sleep. No men of might could lift a hand.
6 ULB Tamin'ny fitenenanao mafy, ry Andriamanitr'i Jakoba, dia samy renoky ny torimaso na mpitaingina na ny soavaly. BSB BSB: At Your rebuke, O God of Jacob, both horse and rider lie stunned.
7 ULB Ianao, eny Ianao, no hatahorana; iza no afaka hitsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao? BSB BSB: You alone are to be feared. When You are angry, who can stand before You?
8 ULB Avy any an-danitra no nampandrenensanao ny fitsarànao; natahotra sy nangina ny tany BSB BSB: From heaven You pronounced judgment, and the earth feared and was still
9 ULB raha iny Ianao, ry Andriamanitra, nitsangana hanatanteraka ny fitsaràna sy hanavotra izay nampahoriana rehetran'ny tany. Sela BSB BSB: when God rose up to judge, to save all the lowly of the earth. Selah
10 ULB Hitondra fiderana ho Anao tokoa ny fitsaranao tezitra amin'ny olombelona; tazominao ho an'ny tenanao ny sisa amin'ny fahatezeranao. BSB BSB: Even the wrath of man shall praise You; with the survivors of wrath You will clothe Yourself.
11 ULB Manaova voady amin'i Yaveh Andriamanitrao ary tàno ireny. Hitondra fanomezana ho Azy izay hatahorana anie ireo rehetra izay manodidina Azy. BSB BSB: Make and fulfill your vows to the LORD your God; let all the neighboring lands bring tribute to Him who is to be feared.
12 ULB Manapaka ny fanahin'ireo andriana Izy; ary hatahoran'ireo mpanjakan'ny tany. BSB BSB: He breaks the spirits of princes; He is feared by the kings of the earth.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.