1 ULB Ho an'ny mpiventy hira; araka ny fomban'i Jedotona. Salamo nataon'i Asafa. Hiantso mafy an'Andriamanitra amin'ny feoko aho; Hiantso an'Andriamanitra amin'ny feoko aho, ary handre ahy ny Andriamanitro. BSB BSB: For the choirmaster. According to Jeduthun. A Psalm of Asaph. I cried out to God; I cried aloud to God to hear me.
2 ULB Nitady ny Tompo aho tamin'ny androm-pahoriako; naninjitra ny tanako aho nony alina, ary tsy nety reraka ireo. Tsy nety nampiononina ny fanahiko. BSB BSB: In the day of trouble I sought the Lord; through the night my outstretched hands did not grow weary; my soul refused to be comforted.
3 ULB Nieritreritra an'Andriamanitra teo am-pisentoana aho; rehefa niha antitra aho dia nieritreritra ny momba Azy. Sela BSB BSB: I remembered You, O God, and I groaned; I mused and my spirit grew faint. Selah
4 ULB Nihazona ny masoko hisokatra ianao; ory tanteraka aho raha hiteny. BSB BSB: You have kept my eyes from closing; I am too troubled to speak.
5 ULB Nieritreritra ireo andro fahiny aho, ireo fotoana maro lasa. BSB BSB: I considered the days of old, the years long in the past.
6 ULB Nandritra ny alina dia nahatsiaro ilay hira niraiko indray mandeha aho. Nandinika tsara aho ary niezaka nanakatra izay nitranga. BSB BSB: At night I remembered my song; in my heart I mused, and my spirit pondered:
7 ULB Handà ahy mandrakizay ve ny Tompo? Tsy hankasitraka ahy intsony ve Izy? BSB BSB: “Will the Lord spurn us forever and never show His favor again?
8 ULB Moa ve tsy efa lasa mandrakizay ny fitiavany mahatoky? Moa ve tsy efa foana mandrakizay ny fampanantenany? BSB BSB: Is His loving devotion gone forever? Has His promise failed for all time?
9 ULB Moa ve Andriamanitra efa nanadino ny maha mpamindra fo? Moa ve ny fahatezerany efa nanidy ny fangoraham-pony? Sela BSB BSB: Has God forgotten to be gracious? Has His anger shut off His compassion?” Selah
10 ULB Hoy aho hoe: "Izao no alaheloko: dia ny fiovan'ny tanana ankavanan'ilay Avo Indrindra mankany amintsika." BSB BSB: So I said, “I am grieved that the right hand of the Most High has changed.”
11 ULB Fa hotsaroako ireo asanao, ry Yaveh; hisaina ny amin'ireo asanao mahagaga fahiny aho. BSB BSB: I will remember the works of the LORD; yes, I will remember Your wonders of old.
12 ULB Hisaintsaina ireo asanao rehetra aho ka handinika azy ireo. BSB BSB: I will reflect on all You have done and ponder Your mighty deeds.
13 ULB Ny lalanao, Andriamanitra o, no masina; andriamanitra inona moa no ampitahaina amin'Andriamanitray lehibe? BSB BSB: Your way, O God, is holy. What god is so great as our God?
14 ULB Ianao ilay Andriamanitra izay manao fahagagana; efa naneho ny herinao teo amin'ireo olonao ianao. BSB BSB: You are the God who works wonders; You display Your strength among the peoples.
15 ULB Nanome fandresena ny vahoakanao tamin'ny alalan'ny herinao lehibe Ianao—dia ireo taranak'i Jakoba sy Josefa. BSB BSB: With power You redeemed Your people, the sons of Jacob and Joseph. Selah
16 ULB Ny rano nahita anao, Andriamanitra o; nahita anao ny rano, ary dia raiki-tahotra; nihorohoro ny lalina. BSB BSB: The waters saw You, O God; the waters saw You and swirled; even the depths were shaken.
17 ULB Nandraraka ranon'orana ny rahona. Ny habakabaka feno rahona namoaka feo; Nifanaretsaka ny tsipìkanao. BSB BSB: The clouds poured down water; the skies resounded with thunder; Your arrows flashed back and forth.
18 ULB Ny feonao mikotroka dia re amin'ny rivotra; ny tselatra nanazava ny tany; nihorohoro sy nangozohozo ny tany. BSB BSB: Your thunder resounded in the whirlwind; the lightning lit up the world; the earth trembled and quaked.
19 ULB Nandalo tamin'ny ranomasina ny lalanao ary ny dianao tamin'ny rano manonja, saingy tsy tazana ny dian-tongotrao. BSB BSB: Your path led through the sea, Your way through the mighty waters, but Your footprints were not to be found.
20 ULB Nitondra ny vahoakanao tahaka ny biby fiompy tamin'ny alalan'ny tanan'i Mosesy sy Arona Ianao. BSB BSB: You led Your people like a flock by the hand of Moses and Aaron.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.