3 ULB Nampody ho vovoka ny olona Ianao, ka hoy Ianao hoe: "Miverena, ianao ry taranak'olombelona." BSB BSB: You return man to dust, saying, “Return, O sons of mortals.”
4 ULB Fa ny arivo taona eo imasonao dia toy ny omaly rehefa lasa, ary fotoana toy ny fiambenana amin'ny alina. BSB BSB: For in Your sight a thousand years are but a day that passes, or a watch of the night.
5 ULB Fafanao tahaka ny amin'ny riaka izy ireo dia natory; amin'ny maraina dia toy ny ahitra mitsiry izy ireo. BSB BSB: You sweep them away in their sleep; they are like the new grass of the morning—
6 ULB Amin'ny maraina dia mamony izany ary maniry; amin'ny hariva dia malazo izany ary maina. BSB BSB: in the morning it springs up new, but by evening it fades and withers.
7 ULB Marina tokoa, fa levona amin'ny hatezeranao izahay, ary amin'ny fahaviniranao no maha-raiki-tahotra anay. BSB BSB: For we are consumed by Your anger and terrified by Your wrath.
8 ULB Efa nametraka ny helokay teo anoloanao Ianao, ireo fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny fanatrehanao. BSB BSB: You have set our iniquities before You, our secret sins in the light of Your presence.
9 ULB Ny fiainanay dia dify ao ambany fahatezeranao; ny fiainanay dia mandalo faingana toy ny sento. BSB BSB: For all our days decline in Your fury; we finish our years with a sigh.
10 ULB Fitopolo, na valopolo taona izahay raha salama; kanefa ny taonanay tsara indrindra aza dia voamariky ny fahoriana sy alahelo. Eny, mandalo faingana izany, dia manidina izahay. BSB BSB: The length of our days is seventy years—or eighty if we are strong—yet their pride is but labor and sorrow, for they quickly pass, and we fly away.
11 ULB Iza no mahalala ny hamafin'ny hatezeranao, sy ny fahaviniranaao izay mitovy amin'ny fahatahorana Anao? BSB BSB: Who knows the power of Your anger? Your wrath matches the fear You are due.
12 ULB Koa ampianaro izahay mba handinika ny fiainanay mba hahafahanay miaina am-pahendrena. BSB BSB: So teach us to number our days, that we may present a heart of wisdom.
13 ULB Miverena, ry Yaveh! Mandra-pahoviana izao? mamindrà fo amin'ireo mpanomponao. BSB BSB: Return, O LORD! How long will it be? Have compassion on Your servants.
14 ULB Omeo fahafaham-po amin'ny famindram-ponao izahay amin'ny maraina mba hiravoravoanay ka ho faly amin'ireo andronay rehetra. BSB BSB: Satisfy us in the morning with Your loving devotion, that we may sing for joy and be glad all our days.
15 ULB Ampifalio izahay arakarak'ireo andro nampahorianao anay sy ireo taona izay niainanay fahoriana. BSB BSB: Make us glad for as many days as You have afflicted us, for as many years as we have seen evil.
16 ULB Aoka ireo mpanomponao hahita ny asanao, ary aoka ireo zanakao hahita ny voninahitrao. BSB BSB: May Your work be shown to Your servants, and Your splendor to their children.
17 ULB Ny sitraky ny Tompo Andriamanitray anie ho aminay; ambino ny asan'ny tananay; ambino tokoa re ny asan'ny tananay. BSB BSB: May the favor of the Lord our God rest upon us; establish for us the work of our hands—yes, establish the work of our hands!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.