1 ULB Taorin'izany zavatra izany dia nijery aho, ary nahita varavarana iray nisokatra teny amin'ny lanitra. Ny feo voalohany izay reko dia niresaka tamiko tahaka ny trompetra, nanao hoe: "Miakara ety, ary ho asehoko anao izay tsy maintsy hitranga aorian'ireo zavatra ireo." BSB BSB: After this I looked and saw a door standing open in heaven. And the voice I had previously heard speak to me like a trumpet was saying, “Come up here, and I will show you what must happen after these things.”
2 ULB Nisy fotoana aho voatariky ny Fanahy, ary nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka teny amin'ny lanitra, nisy olona nipetraka teo ambonin'izany. BSB BSB: At once I was in the Spirit, and I saw a throne standing in heaven, with someone seated on it.
3 ULB Ilay iray izay nipetraka teo amboniny dia miendrika tahaka ny jaspa sy karneola. Nisy avana nanodidina ny seza fiandrianana. Ilay avana dia miendrika toy ny emeraoda. BSB BSB: The One seated there looked like jasper and carnelian, and a rainbow that gleamed like an emerald encircled the throne.
4 ULB Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nanodidina ilay seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka teo ambonin'ireo seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra volamena teny amin'ny lohan'izy ireo. BSB BSB: Surrounding the throne were twenty-four other thrones, and on these thrones sat twenty-four elders dressed in white, with golden crowns on their heads.
5 ULB Avy tamin'ilay seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, kotroka, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito nirehitra teo anoloan'ny seza fiandrianana, jiro izay fanahy fiton'Andriamanitra BSB BSB: From the throne came flashes of lightning, rumblings, and peals of thunder. Before the throne burned seven torches of fire. These are the seven spirits of God.
6 ULB Teo alohan'ny seza fiandrianana dia nisy ranomasina fitaratra, tahaka ny kristaly. Ireo zava-manan'aina efatra dia teo afovoan'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany, feno maso, teo anoloany sy tao an-damosiny. BSB BSB: And before the throne was something like a sea of glass, as clear as crystal. In the center, around the throne, were four living creatures, covered with eyes in front and back.
7 ULB Ilay zava-manan'aina voalohany dia tahaka ny liona, ilay zava-manan'aina faharoa tahaka ny zanak'omby, ilay zava-manan'aina fahatelo dia miendrika olona, ary ilay zava-manan'aina fahaefatra tahaka ny voro-mahery manidina. BSB BSB: The first living creature was like a lion, the second like a calf, the third had a face like a man, and the fourth was like an eagle in flight.
8 ULB Ireo zava-manan'aina efatra dia samy manana elatra enina avy, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro sy alina izy ireo dia tsy mitsahatra miteny hoe: "Masina, masina, masina ilay Tompo Andriamanitra Tsitoha izay nisy, sy misy, ary mbola ho avy." BSB BSB: And each of the four living creatures had six wings and was covered with eyes all around and within. Day and night they never stop saying: “Holy, Holy, Holy, is the Lord God Almighty, who was and is and is to come!”
9 ULB Na oviana na oviana ireo zava-manan'aina dia hanome voninahitra, laza, ary fisaorana an'ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, ilay iray izay velona mandrakizay doria, BSB BSB: And whenever the living creatures give glory, honor, and thanks to the One seated on the throne, who lives forever and ever,
10 ULB ireo loholona efatra amby roapolo dia nampiankohoka ny tenan'izy ireo eo anoloan'ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ilay iray izay velona mandrakizay doria izy ireo, ary nanipy ny satro-boninahitr'izy ireo teo anoloan'ny seza fiandrianana, miteny hoe: BSB BSB: the twenty-four elders fall down before the One seated on the throne, and they worship Him who lives forever and ever. They cast their crowns before the throne, saying:
11 ULB "Mendrika ianao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny zavatra rehetra, ary tamin'ny alalan'ny sitraponao, dia nisy izy ireo ary nohariana." BSB BSB: “Worthy are You, our Lord and God, to receive glory and honor and power, for You created all things; by Your will they exist and were created.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.