1 ULB Ary nahita ny tanan-kavanan'ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana aho, horonan-taratasy voasoratra eo anoloana sy ao aoriana. Ary nofehezina tamin'ny tombo-kase fito izany. BSB BSB: Then I saw a scroll in the right hand of the One seated on the throne. It had writing on both sides and was sealed with seven seals.
2 ULB Nahita anjely mahery nanambara tamin'ny feo mafy aho, niteny hoe: "Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?" BSB BSB: And I saw a mighty angel proclaiming in a loud voice, “Who is worthy to break the seals and open the scroll?”
3 ULB Tsy misy olona avy an-danitra na eto an-tany na ambanin'ny tany ka afaka hanokatra ny horonan-taratasy na hamaky izany. BSB BSB: But no one in heaven or on earth or under the earth was able to open the scroll or look inside it.
4 ULB Nitomany mafy aho- satria tsy nisy olona hita mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy na hamaky izany. BSB BSB: And I began to weep bitterly, because no one was found worthy to open the scroll or look inside it.
7 ULB Nandeha izy ary naka ilay horonan-taratasy teny amin'ny tanan-kavanan'ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana. BSB BSB: And He came and took the scroll from the right hand of the One seated on the throne.
8 ULB Rehefa noraisin'ilay Zanak'ondry ilay horonan-taratasy, ireo zava-manan'aina efatra sy ireo loholona efatra amby roapolo dia nampiankohoka ny tenan'izy ireo teo anoloany. Samy nanana lokanga sy lovia volamena feno emboka manitra avy ny tsirairay tamin'izy ireo, izay vavak'ireo mpino. BSB BSB: When He had taken the scroll, the four living creatures and the twenty-four elders fell down before the Lamb. Each one had a harp, and they were holding golden bowls full of incense, which are the prayers of the saints.
9 ULB Nihira hira vaovao izy ireo: "Mendrika ny handray an'ilay horonan-taratasy ianao ary hanokatra ny tombo-kasen'izany. Fa ianao dia novonoina, ary tamin'ny rànao no nividianana an'ireo olon'Andriamanitra avy tamin'ny foko, fiteny, olona, ary firenena rehetra. BSB BSB: And they sang a new song: “Worthy are You to take the scroll and open its seals, because You were slain, and by Your blood You purchased for God those from every tribe and tongue and people and nation.
10 ULB Nataonao fanjakana sy mpisorona izy ireo mba hanompo an'Andriamanitra, ary hanjaka eto an-tany." BSB BSB: You have made them to be a kingdom and priests to serve our God, and they will reign upon the earth.”
11 ULB Avy eo aho dia nahita sy nandre feon'anjely maro nanodidina ny seza fiandrianana sy ireo zava-manan'aina ary ireo loholona. Ny fitambaran'ny izy ireo dia aman'alina alina. BSB BSB: Then I looked, and I heard the voices of many angels encircling the throne, and the living creatures and the elders. And their number was myriads of myriads and thousands of thousands.
12 ULB Niteny tamin'ny feo mafy izy ireo hoe: "Mendrika anie ilay Zanak'ondry izay novonoina mba handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninahitra, ary dera." BSB BSB: In a loud voice they were saying: “Worthy is the Lamb who was slain, to receive power and riches and wisdom and strength and honor and glory and blessing!”
13 ULB Nandre ireo zavatra voaforona rehetra izay tany an-danitra sy teto an-tany ary an-dranomasina aho- ny zavatra rehetra tao anatin'ireo-niteny hoe: "Ho an'ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, ary ny fahefana handidy, mandrakizay doria." BSB BSB: And I heard every creature in heaven and on earth and under the earth and in the sea, and all that is in them, saying: “To Him who sits on the throne and to the Lamb be praise and honor and glory and power forever and ever!”
14 ULB Ireo zava-manan'aina efatra, niteny hoe: "Amena!" Ary ireo loholona niankohoka sy nivavaka. BSB BSB: And the four living creatures said, “Amen,” and the elders fell down and worshiped.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.