1 ULB Rehefa nanokatra ny iray tamin'ireo tombo-kase fito ny Zanak'ondry dia nijery aho, ary nandre ny iray tamin'ireo zava-manan'aina efatra tamin'ny feo toy ny kotroka aho niteny hoe: "Avia! BSB BSB: Then I watched as the Lamb opened one of the seven seals, and I heard one of the four living creatures say in a voice like thunder, “Come!”
2 ULB Nijery aho ary nisy soavaly fotsy teo. Ny mpitaingina izany dia nitazona tsipìka, ary nomena satro-boninahitra izy. Nivoaka toy ny mpandresy izy mba handresy. BSB BSB: So I looked and saw a white horse, and its rider held a bow. And he was given a crown, and he rode out to overcome and conquer.
3 ULB Rehefa nanokatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, dia nandre ny zava-manan'aina faharoa aho niteny hoe: "Avia!" BSB BSB: And when the Lamb opened the second seal, I heard the second living creature say, “Come!”
4 ULB Dia nisy soavaly hafa nivoaka- mirehitra mena. Ny mpitaingina izany no nomena alalana hanala ny fiadanana amin'ny tany, mba hifamono ny olony. Io mpitaingina io dia nomena sabatra lehibe. BSB BSB: Then another horse went forth. It was bright red, and its rider was granted permission to take away peace from the earth and to make men slay one another. And he was given a great sword.
5 ULB Rehefa nanokatra ny tombo-kase fahatelo ny Zanak'ondry, dia nandre ny zava-manan'aina fahatelo aho niteny hoe: "Avia!" Nahita soavaly mainty aho, ary ny mpitaingina izany dia nitàna mizàna teny an-tanany. BSB BSB: And when the Lamb opened the third seal, I heard the third living creature say, “Come!” Then I looked and saw a black horse, and its rider held in his hand a pair of scales.
6 ULB Nandre tahaka ny feo tamin'ny zava-manan'aina efatra aho niteny hoe: "Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denaria iray, ary ny hordea in-telon'ny fatram-bary ho an'ny denaria iray. Fa aza manimba ny menaka sy ny divay." BSB BSB: And I heard what sounded like a voice from among the four living creatures, saying, “A quart of wheat for a denarius, and three quarts of barley for a denarius, and do not harm the oil and wine.”
7 ULB Rehefa nanokatra ny tombo-kase fahaefatra ny Zanak'ondry, dia nandre ny feon'ny zava-manan'aina fahaefatra aho niteny hoe: "Avia! BSB BSB: And when the Lamb opened the fourth seal, I heard the voice of the fourth living creature say, “Come!”
8 ULB Dia nahita soavaly hatsatra aho. Ny mpitaingina izany dia nantsoina hoe Fahafatesana, ary ireo Fasana dia nanaraka azy. Nomena fahefana amin'ny ampaha-efatry ny tany izy ireo, mba hamono amin'ny sabatra, hanoanana sy aretina, ary amin'ireo bibidian'ny tany. BSB BSB: Then I looked and saw a pale green horse. Its rider’s name was Death, and Hades followed close behind. And they were given authority over a fourth of the earth, to kill by sword, by famine, by plague, and by the beasts of the earth.
9 ULB Rehefa nanokatra ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'ondry, dia hitako tao ambany alitara ireo fanahin'ireo izay novonoina noho ny tenin'Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona izay notànan'izy ireo. BSB BSB: And when the Lamb opened the fifth seal, I saw under the altar the souls of those who had been slain for the word of God and for the testimony they had upheld.
10 ULB Nihiaka tamin'ny feo mafy izy ireo hoe: "Mandra-pahoviana, ry Mpanapaka ambonin'ny rehetra, masina sy marina, no hitsaranao ireo izay miaina eto an-tany, sy hamalianao faty ny rànay? BSB BSB: And they cried out in a loud voice, “How long, O Lord, holy and true, until You judge those who dwell upon the earth and avenge our blood?”
11 ULB Dia nomena akanjolava ny tsirairay avy tamin'izy ireo, ary notenenina izy ireo fa tokony hiandry kelikely mandra-pahazoana ny isa fenon'ireo mpiara-manompon'izy ireo sy ireo rahalahy sy anabavin'izy ireo izay tokony hovonoina izy ireo, toy ny namonoana azy ireo. BSB BSB: Then each of them was given a white robe and told to rest a little while longer until the full number of their fellow servants, their brothers, were killed, just as they had been killed.
12 ULB Rehefa nanokatra ny tombo-kase fahaenina ny Zanak'ondry, dia nijery aho ary nisy horohoron-tany lehibe. Lasa mainty toy ny lamba fisaonana ny masoandro, ary ny volana fenomanana dia lasa toy ny rà. BSB BSB: And I watched as the Lamb opened the sixth seal, and there was a great earthquake, and the sun became black like sackcloth of goat hair, and the whole moon turned blood red,
13 ULB Ireo kintana teny amin'ny lanitra dia nianjera tety an-tany, toy ny aviavy manintsana ny voany manta rehefa ahetsiky ny rivotra mahery. BSB BSB: and the stars of the sky fell to the earth like unripe figs dropping from a tree shaken by a great wind.
14 ULB Ny lanitra dia nanjavona toy ny horonan-taratasy izay naorongorona. Ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nesorina teo amin'ny toerany. BSB BSB: The sky receded like a scroll being rolled up, and every mountain and island was moved from its place.
15 ULB Avy eo ireo mpanjakan'ny tany sy ny olona manan-danja, sy ireo jeneraly, ny mpanan-karena, ny mahery, ary ny hafa rehetra, andevo sy afaka, niafina tao anatin'ireo lava-bato sy tamin'ireo vatolampin'ny tendrombohitra. BSB BSB: Then the kings of the earth, the nobles, the commanders, the rich, the mighty, and every slave and free man hid in the caves and among the rocks of the mountains.
16 ULB Niteny tamin'ireo tendrombohitra sy tamin'ireo vatolampy izy ireo hoe: "Mianjerà aminay! Afeno amin'ny tavan'ilay iray izay mipetraka eo amin' ny seza fiandrianana sy amin'ny fahatezeran'ny Zanak'ondry izahay. BSB BSB: And they said to the mountains and the rocks, “Fall on us and hide us from the face of the One seated on the throne, and from the wrath of the Lamb.
17 ULB Fa Tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'izy ireo. Iza no hahavita hiharitra?" BSB BSB: For the great day of Their wrath has come, and who is able to withstand it?”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.