2 ULB Nahita anjely hafa aho niakatra avy tany antsinanana, izay nanana ny tombo-kasen'Andriamanitra velona. Nihiaka tamin'ny feo mafy tamin'ireo anjely efatra izay nahazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe: BSB BSB: And I saw another angel ascending from the east, with the seal of the living God. And he called out in a loud voice to the four angels who had been given power to harm the land and the sea:
3 ULB "Aza simbana ny tany, ny ranomasina, na ireo hazo mandra-panisintsika ny tombo-kase eo amin'ny handrin'ireo mpanompon'Andriamanitsika." BSB BSB: “Do not harm the land or sea or trees until we have placed a seal on the foreheads of the servants of our God.”
6 ULB roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Asera, roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Naftaly, roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Manase. BSB BSB: from the tribe of Asher 12,000, from the tribe of Naphtali 12,000, from the tribe of Manasseh 12,000,
7 ULB roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Simeona, roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Levy, roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Isakara, BSB BSB: from the tribe of Simeon 12,000, from the tribe of Levi 12,000, from the tribe of Issachar 12,000,
8 ULB roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Zebolona, roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Josefa, ary roa arivo sy iray alina avy tamin'ny fokon'i Benjamina no voatombo-kase. BSB BSB: from the tribe of Zebulun 12,000, from the tribe of Joseph 12,000, and from the tribe of Benjamin 12,000.
10 ULB ary niantso mafy tamin'ny feo mahery izy ireo nanao hoe: "Ny famonjena dia an'Andriamanitsika izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy an'ny Zanak'ondry!" BSB BSB: And they cried out in a loud voice: “Salvation to our God, who sits on the throne, and to the Lamb!”
11 ULB Ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana sy manodidina ireo loholona sy ny zava-manan-aina efatra, ary izy ireo dia nampiankohoka ny tavan'izy ireo teo anoloan'ny seza fiandrianana. Nivavaka tamin'Andriamanitra izy ireo BSB BSB: And all the angels stood around the throne and around the elders and the four living creatures. And they fell facedown before the throne and worshiped God,
12 ULB nanao hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisaorana, fahefana, ary ny hery anie ho an'Andriamanitsika mandrakizay doria! Amena!" BSB BSB: saying, “Amen! Blessing and glory and wisdom and thanks and honor and power and strength be to our God forever and ever! Amen.”
13 ULB Avy eo ny iray tamin'ireo loholona nanontany ahy hoe: "Iza ireo, mitafy akanjolava fotsy, ary avy aiza izy ireo?" BSB BSB: Then one of the elders addressed me: “These in white robes,” he asked, “who are they, and where have they come from?”
14 ULB Hoy aho taminy: "Tompoko, Ianao mahafantatra," ary hoy izy tamiko: "Ireo no hivoaka avy amin'ny Fahoriana Lehibe. Nosasan'izy ireo ny akanjolavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry. BSB BSB: “Sir,” I answered, “you know.” So he replied, “These are the ones who have come out of the great tribulation; they have washed their robes and made them white in the blood of the Lamb.
15 ULB Noho izany antony izany, dia eo anoloan'ny seza fiandrianan'Andriamanira izy ireo, sy mivavaka aminy andro aman'alina ao amin'ny tempoliny. Ny iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana dia hamelatra ny lainy amin'izy ireo. BSB BSB: For this reason, they are before the throne of God and serve Him day and night in His temple; and the One seated on the throne will spread His tabernacle over them.
16 ULB Tsy ho noana intsony izy ireo, na hangetaheta indray. Tsy hamely azy ny masoandro, na ny hafanana mandoro. BSB BSB: ‘Never again will they hunger, and never will they thirst; nor will the sun beat down upon them, nor any scorching heat.’
17 ULB Fa ny Zanak'ondry eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho mpiandry azy ireo sy hitari-dalana azy ireo any amin'ny loharanon'ny rano velona, ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny mason'izy ireo." BSB BSB: For the Lamb in the center of the throne will be their shepherd. ‘He will lead them to springs of living water,’ and ‘God will wipe away every tear from their eyes.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.