1 ULB Rehefa novahan'ilay Zanak'ondry ny tombo-kase fahafito, dia nisy fahanginana tany an-danitra teo amin'ny antsasaka ora teo. BSB BSB: When the Lamb opened the seventh seal, there was silence in heaven for about half an hour.
2 ULB Avy eo dia hitako ireo anjely fito izay nitsangana teo anoloan'Andriamanitra, ary nomena trompetra fito izy ireo. BSB BSB: And I saw the seven angels who stand before God, and they were given seven trumpets.
3 ULB Nisy anjely hafa tonga, nitazona lovia volamena fandoroana ditin-kazo manitra, nitsangana teo ambonin'ny alitara. Ditin-kazo manitra maro no nomena azy mba hanolorany izany mbamin'ny vavaky ny mpino rehetra eo ambonin'ny alitara volamena fandoroana ditin-kazo manitra eo anoloan'ny sezam-boninahitra. BSB BSB: Then another angel, who had a golden censer, came and stood at the altar. He was given much incense to offer, along with the prayers of all the saints, on the golden altar before the throne.
4 ULB Ny setrok'ilay ditin-kazo manitra, mbamin'ny vavak'ireo mpino, dia niakatra teo anoloan' Andriamanitra avy amin'ny tanan'ny anjely. BSB BSB: And the smoke of the incense, together with the prayers of the saints, rose up before God from the hand of the angel.
5 ULB Naka ilay lovia fandoroana ditin-kazo manitra ilay anjely ary nameno izany tamin'ny afo avy eo amin'ny alitara. Avy eo natsipiny tamin'ny tany izany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany. BSB BSB: Then the angel took the censer, filled it with fire from the altar, and hurled it to the earth; and there were peals of thunder, rumblings, flashes of lightning, and an earthquake.
6 ULB Ireo anjely fito izay nanana ireo trompetra fito dia niomana hitsoka izany. BSB BSB: And the seven angels with the seven trumpets prepared to sound them.
7 ULB Nitsoka ny trompetrany ilay anjely voalohany, ary nisy havandra sy afo mifangaro rà. Natsipy tety an-tany izany mba ho may ny ampahatelon'izany, may ny ampahatelon'ny hazo, ary may avokoa ireo ahi-maitso. BSB BSB: Then the first angel sounded his trumpet, and hail and fire mixed with blood were hurled down upon the earth. A third of the earth was burned up, along with a third of the trees and all the green grass.
8 ULB Nitsoka ny trompetrany ilay anjely faharoa, ary nisy zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo natsipy tany an-dranomasina. Lasa rà ny ampahatelon'ny ranomasina, BSB BSB: Then the second angel sounded his trumpet, and something like a great mountain burning with fire was thrown into the sea. A third of the sea turned to blood,
9 ULB maty ny ampahatelon'ny zava-manan'aina tao an-dranomasina, ary rava ny ampahatelon'ireo sambo. BSB BSB: a third of the living creatures in the sea died, and a third of the ships were destroyed.
10 ULB Nitsoka ny trompetrany ilay anjely fahatelo, ary nisy kintana lehibe nilatsaka avy any an-danitra, mirehitra toy ny fanilo, tamin'ny ampahatelon'ireo ony sy loharano. BSB BSB: Then the third angel sounded his trumpet, and a great star burning like a torch fell from heaven and landed on a third of the rivers and on the springs of water.
11 ULB Zava-mangidy no anaran'ilay kintana. Lasa nangidy ny ampahatelon'ilay rano, ary olona maro no maty tamin'ilay rano izay lasa nangidy. BSB BSB: The name of the star is Wormwood. A third of the waters turned bitter like wormwood oil, and many people died from the bitter waters.
12 ULB Nitsoka ny trompetrany ilay anjely faha-efatra, ary niova ny ampahatelon'ny masoandro, toy ny ampahatelon'ny volana sy ny ampahatelon'ireo kintana. Noho izany dia lasa mainty ny ampahatelon'ireo; tsy nisy hazavana ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina. BSB BSB: Then the fourth angel sounded his trumpet, and a third of the sun and moon and stars were struck. A third of the stars were darkened, a third of the day was without light, and a third of the night as well.
13 ULB Nijery aho, ary nandre voro-mahery izay nanidina teny afovoan'ny lanitra, niantso tamin'ny feo mafy hoe: '"Loza, loza, loza, ho an'ireo izay monina eny amin'ny tany, nohon'ny feona trompetra sisa izay efa ho tsofin'ireo anjely telo." BSB BSB: And as I observed, I heard an eagle flying overhead, calling in a loud voice, “Woe! Woe! Woe to those who dwell on the earth, because of the trumpet blasts about to be sounded by the remaining three angels!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.