2 ULB Ny olona iray dia manana finoana hihinana na inona na inona, fa ny iray hafa izay malemy dia tsy mihinana afa-tsy legioma. BSB BSB: For one person has faith to eat all things, while another, who is weak, eats only vegetables.
3 ULB Aoka izay mihinana ny zava-drehetra tsy hanamavo izay tsy mihinana ny rehetra; ary izay tsy mihinana ny zava-drehetra kosa tsy hitsara izay hafa mihinana ny rehetra. Fa Andriamanitra efa nanaiky azy. BSB BSB: The one who eats everything must not belittle the one who does not, and the one who does not eat everything must not judge the one who does, for God has accepted him.
4 ULB Iza moa ianao, ianao izay mitsara ny mpanompon'olon-kafa? Eo anatrehan'ny tompony izy no mijoro na mianjera. Fa hatsangana izy, satria ny Tompo dia afaka manangana azy. BSB BSB: Who are you to judge someone else’s servant? To his own master he stands or falls. And he will stand, for the Lord is able to make him stand.
6 ULB Izay mandinika ny andro, dia mandinika izany ho an'ny Tompo; ary izay mihinana, dia mihinana ho an'ny Tompo, fa misaotra an'Andriamanitra izy. Izay tsy mihinana, dia mifady hanina ho an'ny Tompo, izy ihany koa dia misaotra an'Andriamanitra. BSB BSB: He who observes a special day does so to the Lord; he who eats does so to the Lord, for he gives thanks to God; and he who abstains does so to the Lord and gives thanks to God.
7 ULB Fa tsy misy miaina ho an'ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an'ny tenany. BSB BSB: For none of us lives to himself alone, and none of us dies to himself alone.
8 ULB Fa raha miaina isika, dia miaina ho an'ny Tompo, ary raha maty isika, dia maty ho an'ny Tompo. Araka izany na velona isika na maty, dia an'ny Tompo. BSB BSB: If we live, we live to the Lord, and if we die, we die to the Lord. So whether we live or die, we belong to the Lord.
9 ULB Fa ho amin'izany antony izany no nahafatesan'i Kristy ary nahavelomany indray, mba hahatonga Azy ho sady Tompon'ny maty no Tompon'ny velona. BSB BSB: For this reason Christ died and returned to life, that He might be the Lord of both the dead and the living.
10 ULB Fa ianao, nahoana ianao no mitsara ny rahalahinao? Ary ianao, nahoana ianao no mankahala ny rahalahinao? Fa isika rehetra dia mbola hijoro ho tsaraina eo anatrehan'ny seza fitsaran'Andriamanitra. BSB BSB: Why, then, do you judge your brother? Or why do you belittle your brother? For we will all stand before God’s judgment seat.
11 ULB Fa efa voasoratra hoe: "Raha mbola velona koa Aho," hoy ny Tompo, "dia hiforitra eo anatrehako ny lohalika rehetra, ary ny lela rehetra dia hidera an'Andriamanitra." BSB BSB: It is written: “As surely as I live, says the Lord, every knee will bow before Me; every tongue will confess to God.”
12 ULB Noho izany ary, isika tsirairay avy dia hanao tatitra ny tenany eo amin'Andriamanitra. BSB BSB: So then, each of us will give an account of himself to God.
13 ULB Ka, aoka isika tsy hifampitsara intsony, fa kosa hanapaka izao, mba tsy hisy hametraka vato mahatafintohina na fandrika ho an'ny rahalahiny. BSB BSB: Therefore let us stop judging one another. Instead, make up your mind not to put any stumbling block or obstacle in your brother’s way.
15 ULB Satria raha malahelo nohon'ny amin'ny sakafo ny rahalahinao, dia tsy mandeha am-pitiavana intsony ianao. Aza simbaina nohon'ny amin'ny sakafonareo ireo izay namoizan'i Kristy ny ainy. BSB BSB: If your brother is distressed by what you eat, you are no longer acting in love. Do not by your eating destroy your brother, for whom Christ died.
16 ULB Koa aza mamela izay heverinareo ho tsara ho aratsiana. BSB BSB: Do not allow what you consider good, then, to be spoken of as evil.
17 ULB Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy momba ny sakafo sy rano fisotro, fa momba ny fahamarinana, fiadanana, ary fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina. BSB BSB: For the kingdom of God is not a matter of eating and drinking, but of righteousness, peace, and joy in the Holy Spirit.
18 ULB Fa izay manompo an'i Kristy araka izany dia ankasitrahan'Andriamanitra sy eken'ny olona. BSB BSB: For whoever serves Christ in this way is pleasing to God and approved by men.
19 ULB Noho izany, aoka isika hanohy ireo zavatry ny fiadanana sy ireo zavatra izay manefy ny tsirairay avy. BSB BSB: So then, let us pursue what leads to peace and to mutual edification.
20 ULB Aza simbaina nohon' ny amin'ny sakafo ny asan'Andriamantra. Madio tokoa ny zavatra rehetra, fa ratsy ho an'ny olona izay mihinana azy ary mahatonga azy ho tafintohina. BSB BSB: Do not destroy the work of God for the sake of food. All food is clean, but it is wrong for a man to let his eating be a stumbling block.
21 ULB Tsara ny tsy mihinan-kena, na misotro divay, na ny zavatra rehetra izay mety hanafintohina ny rahalahinao. BSB BSB: It is better not to eat meat or drink wine or to do anything to cause your brother to stumble.
22 ULB Ny finoana anananao, tehirizo ao aminao sy Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin'izay ekeny. BSB BSB: Keep your belief about such matters between yourself and God. Blessed is the one who does not condemn himself by what he approves.
23 ULB Izay misalasala dia meloka raha mihinana, satria tsy tamin'ny finoana izany. Ary na inona na inona tsy avy amin'ny finoana dia fahotana. BSB BSB: But the one who has doubts is condemned if he eats, because his eating is not from faith; and everything that is not from faith is sin.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.