2 ULB Tsara izany amin'ny fomba rehetra. Voalohany indrindra, ireo Jiosy dia nanankinana ny fanambarana avy amin'Andriamanitra. BSB BSB: Much in every way. First of all, they have been entrusted with the very words of God.
3 ULB Fa ahoana raha tsy nanam-pinoana ireo Jiosy sasany? Ny tsy finoan'izy ireo ve no hahantonga ny fahatokin'Andriamanitra tsy ho tanteraka? BSB BSB: What if some did not have faith? Will their lack of faith nullify God’s faithfulness?
4 ULB Tsy hisy mihitsy anie izany. Fa kosa, avelao ho hita fa marina Andriamanitra, na dia mpandainga aza ny olona tsirairay. Araka ny voasoratra hoe: "Ho aseho amin'ny teninareo fa olo-marina ianareo, ary aseho rehefa tonga amin'ny fitsarana ianareo." BSB BSB: Certainly not! Let God be true and every man a liar. As it is written: “So that You may be proved right when You speak and victorious when You judge.”
5 ULB Fa raha toa ny tsy fahamarinantsika no maneho ny fahamarinan'Andriamanitra, inona no azontsika hambara? Afaka milaza ve isika fa tsy marina Andriamanitra amin'ny famoahany ny hatezarany amintsika, sa tsy izany? (Mampiasa lahatenin' olombelona aho.) BSB BSB: But if our unrighteousness highlights the righteousness of God, what shall we say? That God is unjust to inflict His wrath on us? I am speaking in human terms.
6 ULB Tsy hisy mihintsy anie izany! Satria amin'ny fomba ahoana ary no hitsaran' Andriamanitra an'izao tontolo izao? BSB BSB: Certainly not! In that case, how could God judge the world?
7 ULB Fa raha toa ny fahamarinan'Andriamanitra ka manome fiderana betsaka ho Azy amin'ny alalan'ny laingako, dia nahoana ary aho no mbola tsaraina ho mpanota? BSB BSB: However, if my falsehood accentuates God’s truthfulness, to the increase of His glory, why am I still condemned as a sinner?
8 ULB Fa nahoana no tsy miteny, araka ny tatitra diso izay lazaina fa tenenintsika, ary koa araky ny hamafisin'ny sasany fa notenenintsika hoe: "Avelao izahay hanao ratsy, mba hiavian'ny soa"? Rariny ny fitsarana atao amin'izy ireo. BSB BSB: Why not say, as some slanderously claim that we say, “Let us do evil that good may result”? Their condemnation is deserved!
9 ULB Koa inona ary? Manome rariny ny tenantsika ve isika? Tsy izany mihitsy. Fa isika dia efa nanameloka ny Jiosy sy ny Grika, izy rehetra, ho mpanota. BSB BSB: What then? Are we any better? Not at all. For we have already made the charge that Jews and Greeks alike are all under sin.
10 ULB Izany dia araky ny voasoratra hoe: "Tsy misy olo-marina, na dia iray aza. BSB BSB: As it is written: “There is no one righteous, not even one.
11 ULB Tsy misy na iray aza mahafantatra. Tsy misy na iray aza mitady an'Andriamanitra. BSB BSB: There is no one who understands, no one who seeks God.
12 ULB Lasa nihataka avokoa izy rehetra. Lasa tsy misy ilàna azy izy rehetra. Tsy misy mba manao ny tsara, tsy misy, na dia iray monja aza. BSB BSB: All have turned away, they have together become worthless; there is no one who does good, not even one.”
13 ULB Ny tendan'izy ireo dia fasana misokatra. Ny lelan'izy ireo dia mamitaka. Ny poizin'ireo bibilava dia ao ambanin'ny molotr'izy ireo. BSB BSB: “Their throats are open graves; their tongues practice deceit.” “The venom of vipers is on their lips.”
14 ULB Ny vavan'izy ireo dia feno ozona sy lolom-po. BSB BSB: “Their mouths are full of cursing and bitterness.”
15 ULB Ny tongotr'izy ireo dia havanana amin'ny fandatsahan-drà. BSB BSB: “Their feet are swift to shed blood;
16 ULB Ny fanimbana sy ny fijaliana dia eny amin'ny lalan'izy ireo. BSB BSB: ruin and misery lie in their wake,
17 ULB Ireny olona ireny dia tsy nahalala ny lalan'ny fiadanana. BSB BSB: and the way of peace they have not known.”
18 ULB Tsy mba misy tahotra an'Andriamanitra eo anoloan'ny mason'izy ireo." BSB BSB: “There is no fear of God before their eyes.”
19 ULB Ankehitriny dia fantantsika fa na inona na inona lazain'ny lalàna, dia miantefa any amin'ireo izay ambany lalàna. Izany dia mba hahatonga ny vavan'ny tsirairay hangina, ary mba hahazo valiny avy amin'Andriamanitra izao tontolo izao. BSB BSB: Now we know that whatever the law says, it says to those who are under the law, so that every mouth may be silenced and the whole world held accountable to God.
20 ULB Izany dia satria tsy hisy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo imasony. Fa amin'ny alalan'ny lalàna no hiavian'ny fahalalana ny fahotana. BSB BSB: Therefore no one will be justified in His sight by works of the law. For the law merely brings awareness of sin.
22 ULB fa izany, no fahamarinan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'izay rehetra mino. Satria tsy misy fanavahana. BSB BSB: And this righteousness from God comes through faith in Jesus Christ to all who believe. There is no distinction,
24 ULB ary izy ireo dia hamarinina maimaimpoana amin' ny fahasoavany amin'ny alalan'ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy. BSB BSB: and are justified freely by His grace through the redemption that is in Christ Jesus.
26 ULB amin'ny faharetany. Nitranga izany rehetra izany ho fampisehoana ny fahamarinany amin'izao fotoana ankehitriny izao. Izany dia mba hafahany manaporofo fa marina ny tenany, ary mba hanehoana fa Izy dia manamarina ny rehetra noho ny finoana an'i Jesosy. BSB BSB: He did this to demonstrate His righteousness at the present time, so as to be just and to justify the one who has faith in Jesus.
29 ULB Sa Andriamanitry ny Jiosy irery ihany ve Andriamanitra? Moa ve tsy Andriamanitr'ireo Jentilisa koa Izy? Eny, an'ny Jentilisa koa. BSB BSB: Is God the God of Jews only? Is He not the God of Gentiles too? Yes, of Gentiles too,
30 ULB Raha, iray tokoa Andriamanitra, dia hohamarininy amin'ny finoana ireo voafora, ary ireo tsy voafora kosa amin'ny alalan'ny finoana. BSB BSB: since there is only one God, who will justify the circumcised by faith and the uncircumcised through that same faith.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.