1 ULB Inona ary no ho lazaintsika fa hitan'i Abrahama, raintsika tany aloha araka ny nofo? BSB BSB: What then shall we say that Abraham, our forefather according to the flesh, has discovered?
2 ULB Fa raha nohamarinina tamin'ny asa Abrahama, dia nanana antony hireharehana izy, nefa tsy eo anatrehan' Andriamanitra. BSB BSB: If Abraham was indeed justified by works, he had something to boast about, but not before God.
4 ULB Ary ho an'izay miasa, ny karamany dia tsy isaina ho fahasoavana, fa ho toy izay trosa. BSB BSB: Now the wages of the worker are not credited as a gift, but as an obligation.
5 ULB Fa ho an'izay tsy miasa kosa nefa mino an'Ilay iray izay manamarina ny mpanohitra an'Andriamanitra, dia isaina ho fahamarinana ny finoany. BSB BSB: However, to the one who does not work, but believes in Him who justifies the ungodly, his faith is credited as righteousness.
6 ULB Davida ihany koa dia manonona tso-drano amin'ny olona izay isain'Andriamanitra ho marina nefa tsy miasa. BSB BSB: And David speaks likewise of the blessedness of the man to whom God credits righteousness apart from works:
7 ULB Hoy izy hoe: "Sambatra ireo izay voavela ny helony, ary koa ireo izay voasarona ny fahotany. BSB BSB: “Blessed are they whose lawless acts are forgiven, whose sins are covered.
8 ULB Sambatra izay tsy hisain'ny Tompo heloka." BSB BSB: Blessed is the man whose sin the Lord will never count against him.”
9 ULB Amin'ireo voafora ihany ve no hanononana izany tso-drano izany, sa amin'ireo tsy voafora koa? Fa hoy isika hoe: "Ny finoana dia nisain'i Abrahama ho fahamarinana." BSB BSB: Is this blessing only on the circumcised, or also on the uncircumcised? We have been saying that Abraham’s faith was credited to him as righteousness.
10 ULB Koa ahoana ary no nanisana izany? Tamin'i Abrahama efa voafora, sa tamin'izy tsy mbola voafora? Tsy tamin'izy efa voafora fa tamin'izy mbola tsy voafora. BSB BSB: In what context was it credited? Was it after his circumcision, or before? It was not after, but before.
11 ULB Abrahama dia nandray ny famantaran'ny famoràna. Izany dia mariky ny fahamarinan'ny finoana izay efa nananany raha mbola tsy voafora izy. Ny valin'izany famantarana izany dia lasa rain'izay mino rehetra izy, na dia mbola tsy voafora aza izy ireo. Midika izany fa ny fahamarinana dia ho isaina ho azy ireo. BSB BSB: And he received the sign of circumcision as a seal of the righteousness that he had by faith while he was still uncircumcised. So then, he is the father of all who believe but are not circumcised, in order that righteousness might be credited to them.
12 ULB Nidika koa izany fa Abrahama dia lasa rain'ny voafora tsy ho an'ireo izay voafora irery ihany fa ho an'ireo izay manaraka ny dian'ny finoan'i Abrahama raintsika ihany koa talohan'ny tsy mbola naha-voafora azy. BSB BSB: And he is also the father of the circumcised who not only are circumcised, but who also walk in the footsteps of the faith that our father Abraham had before he was circumcised.
13 ULB Fa ny fampanantenana tamin'i Abrahama sy ireo taranany fa ho mpandova izao tontolo izao izy dia tsy avy amin'ny alalan'ny lalàna fa avy amin'ny alalan'ny fahamarinan'ny finoana. BSB BSB: For the promise to Abraham and his offspring that he would be heir of the world was not given through the law, but through the righteousness that comes by faith.
14 ULB Fa raha ireo izay miaina amin'ny lalàna no mpandova, dia ho foana ny finoana, ary tsinotsinona ny fampanantenana. BSB BSB: For if those who live by the law are heirs, faith is useless and the promise is worthless,
15 ULB Satria ny didy dia mitondra amin'ny fahatezerana, fa any amin'izay tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna. BSB BSB: because the law brings wrath. And where there is no law, there is no transgression.
16 ULB Noho izany antony izany dia miseho amin'ny finoana izany, mba hipetrahan'ny fampanantenana amin'ny fahasoavana ary ho azo antoka amin'ireo taranak'i Abrahama rehetra_ tsy ho an'ireo izay ambanin'ny lalàna ihany, fa ho an'ireo izay mizara ny finoan'i Abrahama ihany koa. Raintsika rehetra izy, BSB BSB: Therefore, the promise comes by faith, so that it may rest on grace and may be guaranteed to all Abraham’s offspring—not only to those who are of the law, but also to those who are of the faith of Abraham. He is the father of us all.
17 ULB araka ny voasoratra hoe: "Nataoko ho rain'ny firenena maro ianao." Teo amin'ny fanatrehan'Ilay nitokiany Abrahama, dia, Andriamanitra izany, izay manome fiainana ireo maty ary miantso ireo zavatra tsy mbola misy mba hisy. BSB BSB: As it is written: “I have made you a father of many nations.” He is our father in the presence of God, in whom he believed, the God who gives life to the dead and calls into being what does not yet exist.
18 ULB Na dia teo aza ireo zava-mitranga ivelany, dia natoky tanteraka an'Andriamanitra i Abrahama amin'ny ho avy. Ka tonga rain'ny firenena maro izy, araka izay efa voalaza hoe: "Ho tahaka izany ny taranakao." BSB BSB: Against all hope, Abraham in hope believed and so became the father of many nations, just as he had been told, “So shall your offspring be.”
19 ULB Tsy narefo tamin'ny finoana izy. Fantatr'i Abrahama fa tsy afaka ny hanan-janaka izy (satria efa teo amin'ny zato taona teo izy). Nanaiky ihany koa izy fa ny kibon'i Saraha dia tsy afaka ny hitondra vohoka intsony. BSB BSB: Without weakening in his faith, he acknowledged the decrepitness of his body (since he was about a hundred years old) and the lifelessness of Sarah’s womb.
20 ULB Nefa nohon'ny fampanantenan'Andriamanitra, dia tsy nisalasala tamin'ny tsy finoana i Abrahama. Fa kosa, niha-nahery tamin'ny finoana izy ary nidera an'Andriamanitra. BSB BSB: Yet he did not waver through disbelief in the promise of God, but was strengthened in his faith and gave glory to God,
21 ULB Resy lahatra tanteraka izy fa izay nampanantenain'Andriamanitra, dia afaka tanterahany ihany koa. BSB BSB: being fully persuaded that God was able to do what He had promised.
22 ULB Noho izany dia nisaina ho azy ho fahamarinana izany. BSB BSB: This is why “it was credited to him as righteousness.”
23 ULB Ary dia tsy nosoratana ho an'ny tombotsoany irery ihany izany, fa nisaina ho azy izany. BSB BSB: Now the words “it was credited to him” were written not only for Abraham,
24 ULB Nosoratana ho antsika ihany koa izany, ho an'izay hanisana izany, isika izay mino Azy izay nanangana an'i Jesosy Tompontsika tamin'ny maty. BSB BSB: but also for us, to whom righteousness will be credited—for us who believe in Him who raised Jesus our Lord from the dead.
25 ULB Izy Ilay iray natolotra noho ireo fahotantsika ary natsangana mba hanamarina antsika. BSB BSB: He was delivered over to death for our trespasses and was raised to life for our justification.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.