2 ULB Amin'ny alalany ihany koa no ananantsika lalana amin'ny finoana mankao amin'izany fahasoavana izay ijoroantsika izany. Miravoravo amin'ny fahatokiana omen'Andriamanitra anay amin'ny ho avy izahay, fahatokiana izay ho zaraintsika ao amin'ny voninahitr'Andriamanitra. BSB BSB: through whom we have gained access by faith into this grace in which we stand. And we rejoice in the hope of the glory of God.
3 ULB Tsy amin'izany ihany, fa isika ihany koa dia mifaly ao amin'ny fahoriantsika. Fantantsika fa ny fahoriana dia mamokatra faharetana. BSB BSB: Not only that, but we also rejoice in our sufferings, because we know that suffering produces perseverance;
4 ULB Ny faharetana miteraka fankatoavana, ary ny fankatoavana miteraka fahatokiana ho amin'ny hoavy. BSB BSB: perseverance, character; and character, hope.
5 ULB Izany toky izany dia tsy mandiso fanantenana, satria ny fitiavan'Andriamanitra dia efa narotsaka tao am-pontsika tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina, izay nomena antsika. BSB BSB: And hope does not disappoint us, because God has poured out His love into our hearts through the Holy Spirit, whom He has given us.
7 ULB Fa sarotra ho an'ny olona iray ny ho faty ho an'ny olo-marina. Fa, angamba mety misy olona iray sahy ho faty ho an'ny olona tsara. BSB BSB: Very rarely will anyone die for a righteous man, though for a good man someone might possibly dare to die.
8 ULB Fa Andriamanitra maneho ny fitiavany manokana ho antsika, satria raha mbola mpanota isika, dia maty ho antsika Kristy. BSB BSB: But God proves His love for us in this: While we were still sinners, Christ died for us.
9 ULB Mihoatra noho izany aza, ankehitriny. rehefa nohamarinina tamin'ny ràny isika, dia ho voavonjin'izany amin'ny fahatezeran'Andriamanitra. BSB BSB: Therefore, since we have now been justified by His blood, how much more shall we be saved from wrath through Him!
10 ULB Fa raha, mbola fahavalo isika, dia nihavana tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fahafatesan'ny Zanany, ary mihoatra noho izany, rehefa avy nampihavanina, dia ho voavonjy amin'ny alalan'ny ainy isika. BSB BSB: For if, when we were enemies of God, we were reconciled to Him through the death of His Son, how much more, having been reconciled, shall we be saved through His life!
11 ULB Ary tsy izany ihany, fa isika ihany koa dia mifaly ao amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Tompontsika Jesosy Kristy, izay nahazoantsika izany fihavanana izany ankehitriny. BSB BSB: Not only that, but we also rejoice in God through our Lord Jesus Christ, through whom we have now received reconciliation.
13 ULB Nandra-pisian'ny lalàna, dia teto amin'izao tontolo izao ny ota, fa tsy misy fanisan-keloka rehefa tsy misy lalàna. BSB BSB: For sin was in the world before the law was given; but sin is not taken into account when there is no law.
14 ULB Nefa na izany aza, ny fahafatesana dia nanjaka nanomboka tamin'i Adama ka hatramin'i Mosesy, na dia teo amin'ireo izay tsy nanota tahaka ny tsy fankatoavan'i Adama aza, izay tandindon'Ilay ho avy. BSB BSB: Nevertheless, death reigned from Adam until Moses, even over those who did not sin in the way that Adam transgressed. He is a pattern of the One to come.
15 ULB Nefa na izany aza, ny fanomezana dia tsy tahaka ny fahadisoana. Fa raha tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny iray no nahafaty ny maro, dia mihoatra lavitra no nataon'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fanomezana avy amin'ny fahasoavan'Ilay olona iray, Jesosy Kristy, nomena be ho an'ny maro. BSB BSB: But the gift is not like the trespass. For if the many died by the trespass of the one man, how much more did God’s grace and the gift that came by the grace of the one man, Jesus Christ, abound to the many!
16 ULB Fa ny fanomezana dia tsy tahaka ny vokatra avy amin'ilay iray izay nanota. Fa amin'ny lafiny iray, tonga ny fitsarana ho fanamelohana nohon'ny fahadisoan'ny olona iray. Fa amin'ny lafiny iray hafa, ny fanomezana miafara amin'ny fanamarinana dia tonga taorian'ny fahadisoana maro. BSB BSB: Again, the gift is not like the result of the one man’s sin: The judgment that followed one sin brought condemnation, but the gift that followed many trespasses brought justification.
17 ULB Fa raha, tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny iray, no hanjakan'ny fahafatesana amin'ny iray, dia mihoatra lavitra noho izany ny hanjakan'ireo izay mandray ny haben'ny fahasoavana sy ny fanomezan'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny fiainan'ilay iray, dia Jesosy Kristy. BSB BSB: For if, by the trespass of the one man, death reigned through that one man, how much more will those who receive the abundance of grace and of the gift of righteousness reign in life through the one man, Jesus Christ!
19 ULB Fa satria avy amin'ny tsy fankatoavan'ny olona iray no nahatonga ny maro ho mpanota, dia amin'ny alalan'ny fankatoavan'ny iray ihany koa no hahatonga ny maro ho marina. BSB BSB: For just as through the disobedience of the one man the many were made sinners, so also through the obedience of the one man the many will be made righteous.
21 ULB Nitranga izany mba, tahaka ny nanjakan'ny fahotana tamin'ny fahafatesana, dia toy izany koa no hanjakan'ny fahasoavana amin'ny alalan'ny fahamarinana ho amin'ny fiainana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: so that, just as sin reigned in death, so also grace might reign through righteousness to bring eternal life through Jesus Christ our Lord.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.