1 ULB Ary Naomy, razofam-baviny, niteny taminy hoe: "Ry zanako vavy, tsy tokony hitady toerana mba hitsaharanao ve aho, mba hahatsara anao? BSB BSB: One day Ruth’s mother-in-law Naomi said to her, “My daughter, should I not seek a resting place for you, that it may be well with you?
2 ULB Ary Boaza, ilay lehilahy izay niarahanao ny mpiasa vavy mpanompony, tsy havantsika ve izy? Indro, hikororoka vary hordea ao am-pamoloana izy rahalina. BSB BSB: Now is not Boaz, with whose servant girls you have been working, a relative of ours? In fact, tonight he is winnowing barley on the threshing floor.
3 ULB Noho izany, sasao ny tenanao, hosory menaka ny tenanao, anaovy ireo akanjonao tsara indrindra, ary midïna any am-pamoloana. Fa aza atao fantatry ny olona ianao mandra-pahavitany mihinana sy misotro. BSB BSB: Therefore wash yourself, put on perfume, and wear your best clothes. Go down to the threshing floor, but do not let the man know you are there until he has finished eating and drinking.
4 ULB Fa rehefa mandry izy, mariho ny toerana izay handriany mba hahafahanao mankany aminy avy eo, esory ny lamba amin'ny tongony, ary mandria eo. Dia holazainy aminao izay hatao." BSB BSB: When he lies down, note the place where he lies. Then go in and uncover his feet, and lie down, and he will explain to you what you should do.”
5 ULB Hoy Rota tamin'i Naomy: "Hanao ny zavatra rehetra nolazainao aho." BSB BSB: “I will do everything you say,” Ruth answered.
6 ULB Ka dia nidina tany am-pamoloana izy, ary nanaraka ireo toro-marika nomen'ny rafozam-baviny azy. BSB BSB: So she went down to the threshing floor and did everything her mother-in-law had instructed her to do.
7 ULB Rehefa nihinana sy nisotro i Boaza ary faly ny fony, dia nandeha nandry teo amin'ny faran'ny antontam-bary izy. Avy eo dia tonga tsimoramora izy, nanala ny lamba tamin'ny tongony, ary nandry. BSB BSB: After Boaz had finished eating and drinking and was in good spirits, he went to lie down at the end of the heap of grain. Then Ruth went in secretly, uncovered his feet, and lay down.
8 ULB Izao no nitranga rehefa taitra ralehilahy tamin'ny misasakalina. Nitodika izy, ary tampoka teo indro nisy vehivavy nandry teo an-tongony! BSB BSB: At midnight, Boaz was startled, turned over, and there lying at his feet was a woman!
9 ULB Hoy izy: "Iza ianao?" Dia namaly izy hoe: "Izaho no Rota, mpanompo vavinao. Aelezo amin'ny mpanompo vavinao ny lambanao, fa havana akaiky ianao." BSB BSB: “Who are you?” he asked. “I am your servant Ruth,” she replied. “Spread the corner of your garment over me, for you are a kinsman-redeemer.”
10 ULB Hoy i Boaza: "Ry zanako vavy, hotahian'i Yaveh anie ianao. Efa naneho hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana noho ny tamin'ny voalohany ianao, satria tsy nanaraka ny zatovo lahy ianao, na mahantra na manan-karena. BSB BSB: Then Boaz said, “May the LORD bless you, my daughter. You have shown more kindness now than before, because you have not run after the younger men, whether rich or poor.
11 ULB Ankehitriny, ry zanako vavy, aza matahotra! Hataoko ho anao ny rehetra izay lazainao, satria ny tanànan'ny vahoakako rehetra mahafantatra fa vehivavy mendrika ianao. BSB BSB: And now do not be afraid, my daughter. I will do for you whatever you request, since all my fellow townspeople know that you are a woman of noble character.
12 ULB Marina fa havana aho, nefa misy havana akaiky kokoa noho izaho. BSB BSB: Yes, it is true that I am a kinsman-redeemer, but there is a redeemer nearer than I.
13 ULB Mijanòna eto rahalina, ary amin'ny maraina, raha hanatanteraka ny adidin'ny maha-havana akaiky ho anao izy, tsara izany, aoka izy hanao ny adidin'ny maha-havana akaiky. Fa raha tsy hanao ny adidin'ny maha-havana akaiky ho anao izy, dia ho ataoko izany, noho ny fahaveloman'i Yaveh. Mandria mandra-maraina." BSB BSB: Stay here tonight, and in the morning, if he wants to redeem you, good. Let him redeem you. But if he does not want to redeem you, as surely as the LORD lives, I will. Now lie here until morning.”
14 ULB Dia nandry teo an-tongony mandra-maraina izy. Fa nifoha izy raha mbola maizina tsy ahalalana olona iny ny andro. Fa i Boaza niteny hoe: "Aoka tsy ho fantatra hoe tonga eo am-pamoloana ravehivavy." BSB BSB: So she lay down at his feet until morning, but she got up before anyone else could recognize her. Then Boaz said, “Do not let it be known that a woman came to the threshing floor.”
15 ULB Dia hoy i Boaza: "Ento ny lamba fitafianao ary hazony izany." Rehefa nanao toy izany izy, dia nandrefy vary hordea inenin'ny famarana tao anatin'izany izy ary nametraka ny entana teo aminy. Dia nankany an-tanàna izy. BSB BSB: And he told her, “Bring the shawl you are wearing and hold it out.” When she did so, he poured in six measures of barley and placed it on her. Then he went into the city.
16 ULB Rehefa tonga tany amin'ny rafozam-baviny i Rota, dia hoy izy: "Ahoana no nataonao, ry zanako vavy?" Dia niteny taminy ny rehetra izay nataon-dralehilahy taminy i Rota. BSB BSB: When Ruth returned to her mother-in-law, Naomi asked her, “How did it go, my daughter?” Then Ruth told her all that Boaz had done for her.
17 ULB Hoy izy: "Ireto vary hordea in'enin'ny famarana ireto no nomeny ahy, fa hoy izy: 'Aza mandeha fotsiny amin'izao mankany amin'ny rafozam-bavinao.' BSB BSB: And she said, “He gave me these six measures of barley, for he said, ‘Do not go back to your mother-in-law empty-handed.’”
18 ULB Dia hoy i Naomy: "Mijanòna eto, ry zanako vavy, mandra-pahafantaranao izay fivadian-javatra, fa tsy hitsahatra ralehilahy mandra-pahavitany izany zavatra izany anio." BSB BSB: “Wait, my daughter,” said Naomi, “until you find out how things go, for he will not rest unless he has resolved the matter today.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.