1 ULB Ny tonon-kiran'ireo Tononkira, izay an'i Solomona. Ilay zatovovavy miresaka amin'ilay tiany, BSB BSB: This is Solomon’s Song of Songs.
2 ULB aoka mba hanoroka ahy amin'ny fanorohan'ny vavanao ianao, satria tsara kokoa noho ny divay ny fitiavanao. BSB BSB: Let him kiss me with the kisses of his mouth! For your love is more delightful than wine.
3 ULB Ny menaka fanosoranao dia manim-pofona; ny anaranao dia toy ny ranomanitra voaidina, ka tian'ireo zatovovavy ianao. BSB BSB: The fragrance of your perfume is pleasing; your name is like perfume poured out. No wonder the maidens adore you.
4 ULB Ento miaraka aminao aho, ary hihazakazaka isika. Ilay tovovavy miresaka amin'ny tenany fa nentin'ny mpanjaka tao an'efitranony aho. Ilay tovovavy miresaka amin'ny tenany hoe faly aho; mifaly ny mombanao aho; aoka aho hankalaza ny fitiavanao; tsara kokoa noho ny divay izany. Voajanahary amin'ireo vehivavy hafa ny mitia anao. Ilay vehivavy miresaka amin'ireo vehivavy hafa. BSB BSB: Take me away with you—let us hurry! May the king bring me to his chambers. We will rejoice and delight in you; we will praise your love more than wine. It is only right that they adore you.
5 ULB Mivalomainty aho fa maha-te ho tia, ianareo ry zanaka vavin'ireo lehilahin'i Jerosalema— mivalomainty tahaka ny lain'i Kedara, maha-te ho tia tahaka ireo lamban'i Solomona. BSB BSB: I am dark, yet lovely, O daughters of Jerusalem, like the tents of Kedar, like the curtains of Solomon.
6 ULB Aza mibanjina ahy fa mivalomainty aho, satria azon'ny masoandro. Tezitra tamiko ireo zanaka lahin'ny reniko; nataon'izy ireo mpiambina ny tanim-boaloboka aho, nefa ny tanim-boaloboko tsy mba nandrasako. Ilay vehivavy miresaka amin'ilay tiany. BSB BSB: Do not stare because I am dark, for the sun has gazed upon me. My mother’s sons were angry with me; they made me a keeper of the vineyards, but my own vineyard I have neglected.
7 ULB Lazao ahy, ry ilay tiako, aiza no hanomezanao sakafo ho an'ireo ondry aman'osinao? Aiza no hampandrianao ireo ondry aman'osinao rehefa mitataovovonana? Nahoana aho no tokony ho tahaka ny olona izay mirenireny anilan'ny ondry aman'osin'ny namanao? Mamaly azy ilay tiany. BSB BSB: Tell me, O one I love, where do you pasture your sheep? Where do you rest them at midday? Why should I be like a veiled woman beside the flocks of your companions?
8 ULB Raha tsy fantatrao, ry tsara tarehy indrindra amin'ireo vehivavy, dia araho ny lalan'ny ondry aman'osiko, ary fahano eo akaikin'ireo lain'ireo mpiandry ondry ny zanak'osinao. BSB BSB: If you do not know, O fairest of women, follow the tracks of the flock, and graze your young goats near the tents of the shepherds.
9 ULB Ampitahaiko amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao ianao, ry tiako. BSB BSB: I compare you, my darling, to a mare among Pharaoh’s chariots.
10 ULB Mahatsara ny tarehinao ireo firavaka, ny vozonao amin'ireo firavaka voatohy. BSB BSB: Your cheeks are beautiful with ornaments, your neck with strings of jewels.
11 ULB Hanaovako firavaka volamena misy kitrony volafotsy ianao. Ilay vehivavy miresaka amin'ny tenany. BSB BSB: We will make you ornaments of gold, studded with beads of silver.
12 ULB Raha mbola nandry teo am-pandriany ny mpanjaka, dia namerovero ny nardako. BSB BSB: While the king was at his table, my perfume spread its fragrance.
13 ULB Amiko ny malalako dia toy ny miora am-pehezana izay mandany ny alina eo an-tratrako. BSB BSB: My beloved is to me a sachet of myrrh resting between my breasts.
14 ULB Amiko ny malalako dia toy ny vonin'ny kofera eo an-tanim-boalobok'i En-jedy. Ilay tiany miresaka aminy. BSB BSB: My beloved is to me a cluster of henna blossoms in the vineyards of En-gedi.
15 ULB Indro, tsara tarehy ianao, ry tiako; indro, tsara tarehy ianao; tahaka ny voromailala ny masonao. Ilay vehivavy miresaka amin'ilay tiany. BSB BSB: How beautiful you are, my darling! Oh, how very beautiful! Your eyes are like doves.
16 ULB Indro, tsara tarehy ianao, ry malalako, tena tsara tarehy. Ny zava-maniry maitso mavana dia atao fandriantsika. BSB BSB: How handsome you are, my beloved! Oh, how delightful! The soft grass is our bed.
17 ULB Ny andrin'ny tranontsika dia sampan-kazo sedera, ary sampan-kesika sakamandimbin'ny tranontsika. BSB BSB: The beams of our house are cedars; our rafters are fragrant firs.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.