1 ULB Izaho dia voninkazo eny amin'ny lemaka fotsiny ihany, lilia eny amin'ny lohasaha fotsiny ihany. Ilay lehilahy dia miresaka aminy BSB BSB: I am a rose of Sharon, a lily of the valley.
2 ULB Tahaka ny lilia eo amin'ireo tsilo, dia toy izany ianao, ry tiako, eo amin'ireo zanaka vavin'ireo olon'ny tanànako. Ilay vehivavy dia miresaka amin'ny tenany BSB BSB: Like a lily among the thorns is my darling among the maidens.
3 ULB Tahaka ny hazo paiso izay eo amin'ireo hazon'ny ala, dia toy izany koa ny olon-tiako eo amin'ireo zatovolahy. Mipetraka eo ambanin'ny alokany amin'ny hafaliam-be aho, ary ny voany dia mamy ao am-bavako. BSB BSB: Like an apple tree among the trees of the forest is my beloved among the young men. I delight to sit in his shade, and his fruit is sweet to my taste.
4 ULB Mitondra ahy any amin'ny trano amin'ny fanasam-be izy, ary ny fanevany amiko dia fitiavana. Ilay vehivavy dia miresaka amin'ilay tiany. BSB BSB: He has brought me to the house of wine, and his banner over me is love.
5 ULB Velomy amin'ny mofomamy misy voaloboka aho ary velombelomy amin'ny paiso, fa mararim-pitia. Ilay vehivavy dia miresaka amin'ny tenany BSB BSB: Sustain me with raisins; refresh me with apples, for I am faint with love.
6 ULB Ny tanany havia dia eo ambanin'ny lohako, ary ny tanany havanana dia mamihina ahy. Ilay vehivavy dia miresaka amin'ny vehivavy hafa BSB BSB: His left hand is under my head, and his right arm embraces me.
7 ULB Tiako mba hampanantena ianareo, ry zanaka vavin'i Jerosalema, amin'ny alalan'ny gazela sy ireo serfa vavy any an-tsaha, fa ianareo dia tsy hanapaka ny firaisana ara-nofonay raha tsy tapitra izany. Ilay vehivavy dia miresaka amin'ny tenany BSB BSB: O daughters of Jerusalem, I adjure you by the gazelles and does of the field: Do not arouse or awaken love until the time is right.
8 ULB Injany ny feon'ilay tiako! Endrey, iny tamy iny izy, mandingandingana ireo tendrombohitra, mitsambikina amin'ireo havoana. BSB BSB: Listen! My beloved approaches. Look! Here he comes, leaping across the mountains, bounding over the hills.
9 ULB Ilay malalako dia tahaka ny gazela na diera mbola tanora; indro, izy dia mitsangana ao ambadiky ny rindrinay, mitazana eo amin'ny varavaran-kely, mipoitra eo amin'ny makarakara. BSB BSB: My beloved is like a gazelle or a young stag. Look, he stands behind our wall, gazing through the windows, peering through the lattice.
10 ULB Miresaka amiko ilay malalako manao hoe: "Mitsangàna, ry ilay tiako; Ry ilay tsara tarehiko, andao hiaraka amiko. BSB BSB: My beloved calls to me, “Arise, my darling. Come away with me, my beautiful one.
11 ULB Indro, efa lasa ny ririnina; efa nitsahatra ny orana ary efa lasa. BSB BSB: For now the winter is past; the rain is over and gone.
12 ULB Efa mitsiry amin'ny tany ireo voninkazo; efa tonga ny fotoana fandrantsanana sy ny siokan'ireo vorona, ary ny feon'ireo voromailala dia re ety amin'ny tanintsika. BSB BSB: The flowers have appeared in the countryside; the season of singing has come, and the cooing of turtledoves is heard in our land.
13 ULB Mahamasaka ny aviavy maitsony ireo hazon'aviavy, ary mamony ireo voaloboka; mamoaka ny hanitrany izy ireo. Mitsangàna, ry tiako, ry ilay tsara tarehiko, ary andao. BSB BSB: The fig tree ripens its figs; the blossoming vines spread their fragrance. Arise, come away, my darling; come away with me, my beautiful one.”
14 ULB Ry voromailalako, eo an-tsefatsefaky ny vatolampy, eo an-tsefatsefaka miafin'ireo tendrombohitra harambato, dia avelao hahita ny endrikao aho. Avelao handre ny feonao aho, fa malefaka ny feonao, ary maha-te ho tia ny endrikao." Ilay vehivavy dia miresaka amin'ny tenany BSB BSB: O my dove in the clefts of the rock, in the crevices of the cliff, let me see your face, let me hear your voice; for your voice is sweet, and your countenance is lovely.
15 ULB Sambory ho antsika ny amboahaolo, dia ireo amboahaolo mbola kely izay mamotika ireo tanim-boalobotsika, satria mamony ireo voalobotsika. BSB BSB: Catch for us the foxes—the little foxes that ruin the vineyards—for our vineyards are in bloom.
16 ULB Ahy ny malalako, ary azy aho; mihinana eny amin'ireo lilia amin-kafaliana izy. Ilay vehivavy dia miresaka amin'ilay tiany BSB BSB: My beloved is mine and I am his; he pastures his flock among the lilies.
17 ULB Mandehana, ry ilay malalako, alohan'ny rivotra malefaka mitsoka amin'ny mangiran-dratsy sy ireo aloka miserana. Mandehana, aoka ho tahaka ny gazela na diera mbola tanora eo amin'ireo tendrombohitra mikitoantoana ianao. BSB BSB: Before the day breaks and shadows flee, turn, my beloved, and be like a gazelle or a young stag on the mountains of Bether.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.