1 ULB Amin'ny alina eo am-pandriako dia naniry ilay iray izay tiako aho; nitady azy aho, nefa tsy hitako izy. BSB BSB: On my bed at night I sought the one I love; I sought him, but did not find him.
2 ULB Hoy aho tamin'ny tenako hoe: "Hitsangana aho ary handeha any amin'ny tanàna, amin'ireo lalana sy ireo kianja; hitady ny malalako aho." Nitady azy aho, nefa tsy nahita azy. BSB BSB: I will arise now and go about the city, through the streets and squares. I will seek the one I love. So I sought him but did not find him.
3 ULB Hitan'ireo mpiambina aho raha nihodidina ny tanàna izy ireo. Nanontany azy ireo aho hoe: "Hitanareo ve ny malalako?" BSB BSB: I encountered the watchmen on their rounds of the city: “Have you seen the one I love?”
4 ULB Fotoana vitsy monja taorian'ny nandalovako teo amin'izy ireo no nahitako ilay iray izay tian'ny fanahiko. Nihazona azy aho ary tsy namela azy handeha mandra-pitondrako azy tany an-tranon'ny reniko, ao amin'ny efitrano fatorian'ilay iray izay niteraka ahy. Ilay vehivavy miresaka amin'ireo vehivavy hafa. BSB BSB: I had just passed them when I found the one I love. I held him and would not let go until I had brought him to my mother’s house, to the chamber of the one who conceived me.
5 ULB Tiako hianiana ianareo, ry zanaka vavin'ny lehilahin'i Jerosalema, amin'ireo gazela sy ireo vokatr'ireo saha, mba tsy ho tapahanareo ny fiaraha-mandrinay raha tsy vita izany. Ilay tovovavy miteny amin'ny tenany. BSB BSB: O daughters of Jerusalem, I adjure you by the gazelles and does of the field: Do not arouse or awaken love until the time is right.
6 ULB Inona ireny miakatra avy amin'ny tany efitra toy ny andrin-tsetroka, manim-pofona miora sy ditin-kazo manitra, miaraka amin'ireo vovoka rehetra amidin'ireo mpivarotra ireny? BSB BSB: Who is this coming up from the wilderness like a column of smoke, scented with myrrh and frankincense from all the spices of the merchant?
7 ULB Indro, fandrian'i Solomona izany; mpiady enimpolo no manodidina izany; dia ireo miaramila enimpolon'Israely. BSB BSB: Behold, it is Solomon’s carriage, escorted by sixty of the mightiest men of Israel.
8 ULB Manan-traikefa amin'ny sabatra izy ireo ary mahay miady. Manana ny sabany eo am-balahany avy ny olona rehetra, mitam-piadiana hanohitra ny fampihorohoron'ny alina. BSB BSB: All are skilled with the sword, experienced in warfare. Each has his sword at his side prepared for the terror of the night.
9 ULB Nanao seza filanjana vita tamin'ny hazo avy any Libanona ho azy i Solomona mpanjaka. BSB BSB: King Solomon has made his carriage out of the timber of Lebanon.
10 ULB Ny tsangatsangan'izany dia vita tamin'ny volafotsy; ny lamosiny dia vita tamin'ny volamena, ary ny fipetrahana tamin'ny fitafy volomparasy. Ny tao anatiny dia nohaingoin'ireo zanaka vavin'ireo lehilahin'i Jerosalema tam-pitiavana. Ilay zatovovavy miresaka amin'ireo vehivavin'i Jerosalema BSB BSB: He has made its posts of silver, its base of gold, its seat of purple fabric. Its interior is inlaid with love by the daughters of Jerusalem.
11 ULB Mivoaha, ry zanaka vavin'ireo lehilahin'i Ziona, ary mandiniha an'i Solomona mpanjaka, mitondra ny satro-boninahitra izay nampisatrohan'ny reniny azy tamin'ny andron'ny fanambadiany, tamin'io androm-pifalian'ny fiainany io. BSB BSB: Come out, O daughters of Zion, and gaze at King Solomon, wearing the crown with which his mother crowned him on the day of his wedding—the day of his heart’s rejoicing.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.