1 ULB Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin'ny vehivavy? Nizotra nankaiza ny malalanao, mba hitadiavanay azy miaraka aminao? Miresaka amin'ny tenany ilay zatovovavy. BSB BSB: Where has your beloved gone, O most beautiful among women? Which way has he turned? We will seek him with you.
2 ULB Ny malalako dia efa nidina nankany amin'ny sahany, ho any amin'ny farafaran-java-manitra, mba hiraoka eny amin'ny saha sy hioty ireo lilia. BSB BSB: My beloved has gone down to his garden, to the beds of spices, to pasture his flock in the gardens and to gather lilies.
3 ULB An'ny malalako aho, ary ahy ny malalako; hiraoka eo amin'ireo lilia am-pifaliana izy. Ilay tian'ilay vehivavy miresaka aminy. BSB BSB: I belong to my beloved and he belongs to me; he pastures his flock among the lilies.
4 ULB Tsara tarehy tahaka ny Tirza ianao, ry tiako, maha-te ho tia tahaka an'i Jerosalema, mampisy aingam-panahy tahaka ny tafika miaraka amin'ny fanevany. BSB BSB: You are as beautiful, my darling, as Tirzah, as lovely as Jerusalem, as majestic as troops with banners.
5 ULB Avilio amiko ny masonao, fa manafotra ahy izy ireo. Ny volonao dia tahaka ny andian'osy midina avy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada. BSB BSB: Turn your eyes away from me, for they have overcome me. Your hair is like a flock of goats streaming down from Gilead.
6 ULB Ny nifinao dia tahaka ny andiana ondrivavy miakatra avy any amin'ny toerana fisasana. Samy manana ny kambana aminy ny tsirairay, ary tsy nisy banga ireo. BSB BSB: Your teeth are like a flock of sheep coming up from the washing; each has its twin, and not one of them is lost.
7 ULB Ireo takolakao dia tahaka ny hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voalinao. Ilay tian'ilay vehivavy miresaka amin'ny tenany BSB BSB: Your brow behind your veil is like a slice of pomegranate.
8 ULB Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa. BSB BSB: There are sixty queens and eighty concubines, and maidens without number,
9 ULB Ry voromailalako, ry madioko, ilay hany tokako; izy dia vavy tokan-dreniny; izy no tena tian'ilay vehivavy izay niteraka azy; ireo zanaka vavin'ny olon'ny tanànako raha nahita azy dia niantso azy hoe sambatra; ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano ihany koa dia nahita, ka nidera azy: Izao no nolazain'ny mpanjakavavy sy ny vaditsindrano BSB BSB: but my dove, my perfect one, is unique, the favorite of the mother who bore her. The maidens see her and call her blessed; the queens and concubines sing her praises.
10 ULB "Iza moa io miseho toy ny mangiran-dratsy, tsara tarehy toy ny volana, mamirapiratra toy ny masoandro, mampisy aingam-panahy toy ny tafika miaraka amin'ny fanevany?" Ilay tian'ilay vehivavy miresaka amin'ny tenany BSB BSB: Who is this who shines like the dawn, as fair as the moon, as bright as the sun, as majestic as the stars in procession?
11 ULB Nidina teny amin'ireo ala kely misy hazom-bazana aho mba hijery ny tsiry vaovao eny an-dohasaha, mba hijery raha nitsimoka ireo voaloboka, ary raha efa namony ny ampongabendanitra. BSB BSB: I went down to the walnut grove to see the blossoms of the valley, to see if the vines were budding or the pomegranates were in bloom.
12 ULB Tena faly aho ka nahatsapa toy ny hoe nitaingina ny kalesin'ny andriandahy. Ny tian'ilay vehivavy miresaka aminy BSB BSB: Before I realized it, my desire had set me among the royal chariots of my people.
13 ULB Miverena, miverena, ianao ry vehivavy tonga lafatra; miverena, miverena, mba hahafahako mandinika anao. Ilay zatovovavy miresaka amin'ilay tiany Nahoana ianao no mandinika ahy, ilay vehivavy tonga lafatra, tahaka ny hoe mandihy eo anelanelan'ny mpandihy roa an-dalana aho? BSB BSB: Come back, come back, O Shulammite! Come back, come back, that we may gaze upon you. Why do you look at the Shulammite, as on the dance of Mahanaim?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.