1 ULB Endrey ny hatsaran'ny tongotrao ao amin'ny kapanao, ry zanaka vavin'andriandahy! Tahaka ny firavaka ny amboam-penao, asa tanan'ny mpanao asa-tanana mahay. BSB BSB: How beautiful are your sandaled feet, O daughter of the prince! The curves of your thighs are like jewels, the handiwork of a master.
2 ULB Ny foitranao dia tahaka ny tomaboha boribory; tsy ho ory divay voaaro anie izany. Ny kibonao dia tahaka ny vary tritika voatoby voahodidina lilia. BSB BSB: Your navel is a rounded goblet; it never lacks blended wine. Your waist is a mound of wheat encircled by the lilies.
3 ULB Ireo nononao roa dia tahaka ny zanaka serfa roa, gazela kambana. BSB BSB: Your breasts are like two fawns, twins of a gazelle.
4 ULB Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona eo am-bavahadin'i Bata Rabima. Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona izay mitodika mankany Damaskosy. BSB BSB: Your neck is like a tower made of ivory; your eyes are like the pools of Heshbon by the gate of Bath-rabbim; your nose is like the tower of Lebanon, facing toward Damascus.
5 ULB Ny lohanao dia tahaka an'i Karmela; ny volon-dohanao dia volomparasy matroka. Babon'ny randran'izany ny mpanjaka. BSB BSB: Your head crowns you like Mount Carmel, the hair of your head like purple threads; the king is captured in your tresses.
6 ULB Endrey tsara tarehy sady maha-te ho tia ianao, ry ilay malala, mahafinaritra ianao! BSB BSB: How fair and pleasant you are, O love, with your delights!
7 ULB Ny tsangananao dia tahaka ny an'ny palma, ary ny nononao dia tahaka ny sampahom-boankazo. BSB BSB: Your stature is like a palm tree; your breasts are clusters of fruit.
8 ULB Nieritreritra aho hoe: "Te hananika izany palma izany aho; hihazona mafy ireo rantsany." Aoka ireo nononao ho tahaka ireo sampahom-boaloboka, ary aoka ny fameroveron'ny oronao ho tahaka ny paiso. BSB BSB: I said, “I will climb the palm tree; I will take hold of its fruit.” May your breasts be like clusters of the vine, the fragrance of your breath like apples,
9 ULB Aoka ny vavanao ho tahaka ny divay tsara indrindra, mikoriana moramora amin'ny malalako, misosa eo amin'ny molotra sy ny nifitsika. Ilay zatovovavy miteny amin'ny olon-tiany BSB BSB: and your mouth like the finest wine. May it flow smoothly to my beloved, gliding gently over lips and teeth.
10 ULB An'ny malalako aho, ary maniry ahy izy. BSB BSB: I belong to my beloved, and his desire is for me.
11 ULB Avia, ry malalako, andeha isika hiaraka ho any ambanivohitra; andeha isika hatory any amin'ireo vohitra. BSB BSB: Come, my beloved, let us go to the countryside; let us spend the night among the wildflowers.
12 ULB Andeha isika hifoha maraina ho any an-tanim-boaloboka; andeha hozahantsika raha mitsimoka ireo voaloboka, raha misokatra ireo voniny, ary raha mamony ireo ampongabendanitra. Any no hanomezako anao ny fitiavako. BSB BSB: Let us go early to the vineyards to see if the vine has budded, if the blossom has opened, if the pomegranates are in bloom—there I will give you my love.
13 ULB Mamerovero aoka izany ireo mandravasarotra; eo am-baravarana izay hitoerantsika ny karazam-boankazo voafantina rehetra, ny vao sy ny ela, izay efa notehiriziko ho anao, ry malalako. BSB BSB: The mandrakes send forth a fragrance, and at our door is every delicacy, new as well as old, that I have treasured up for you, my beloved.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.