1 ULB Iriko mba ho toy ny anadahiko, izay ninono tamin'ny nonon-dreniko ianao. Ary na aiza na aiza hahitako anao any ivelany, dia afaka manoroka anao aho, ary tsy hisy olona hanao tsinontsinona ahy. BSB BSB: O that you were to me like a brother who nursed at my mother’s breasts! If I found you outdoors, I would kiss you, and no one would despise me.
2 ULB Ho tarihiko ary ho entiko any an-tranon'ny reniko ianao, ary dia hampianarinao aho. Homeko divay miharo zava-manitra ho sotroina sy ampahany amin'ny ranon'ny ampongabendanitro ianao. Niresaka tamin'ny tenany ilay tovovavy BSB BSB: I would lead you and bring you to the house of my mother who taught me. I would give you spiced wine to drink, the nectar of my pomegranates.
3 ULB Ny tanany havia tao ambany lohako ary ny tanany havanana mamihina ahy. Niresaka tamin'ireo vehivavy hafa ilay vehivavy BSB BSB: His left hand is under my head, and his right arm embraces me.
4 ULB Tiako hianiana ianareo, ry zanaka vavin'ny olon'i Jerosalema, fa tsy hanapaka ny fiaraha-mandrinay ianareo mandra-pahatapiny. Ireo vehivavin'ny Jerosalema niresaka BSB BSB: O daughters of Jerusalem, I adjure you: Do not arouse or awaken love until the time is right.
5 ULB Iza ity tamy manatona miakatra avy any an'efitra, miankina amin'ny malalany ity? Niresaka tamin'ilay malalany ilay tovovavy namoha anao teo ambany hazo paiso aho; teo amin'ny nanorotoronin'ny reninao anao; teo amin'ny niterahany anao, namoahany anao. BSB BSB: Who is this coming up from the wilderness, leaning on her beloved? I roused you under the apple tree; there your mother conceived you; there she travailed and brought you forth.
7 ULB Ireo rano manonja tsy mahavono ny afon'ny fitiavana, na ireo tondra-drano tsy mahafoaka azy. Raha misy olona manome ny fananany rehetra ao an-tranony ho amidy fitiavana, dia atao tsinontsinona tokoa izany tolotra izany. Ireo anadahin'ilay tovovavy mifampiresaka BSB BSB: Mighty waters cannot quench love; rivers cannot sweep it away. If a man were to give all the wealth of his house for love, his offer would be utterly scorned.
8 ULB Manana zandrivavy izahay, ary tsy mbola mitsiry nono izy. Inona no azonay atao ho an'ny anabavinay amin'ny andro izay hanolorana azy ho amin'ny fanambadiana? BSB BSB: We have a little sister, and her breasts are not yet grown. What shall we do for our sister on the day she is spoken for?
9 ULB Raha manda izy, dia hanangananay tilikambo vita amin'ny volafotsy teo aminy. Raha varavarana izy, dia hohaingonay amin'ny hazo sedera fisaka. Niresaka tamin'ny tenany ilay tovovavy BSB BSB: If she is a wall, we will build a tower of silver upon her. If she is a door, we will enclose her with panels of cedar.
10 ULB Manda aho, fa ankehitriny ireo nonoko dia toy ireo tilikambo fiarovana mafy; koa tena efa matoy tokoa aho eo imasony. Niresaka tamin'ny tenany ilay tovovavy BSB BSB: I am a wall, and my breasts are like towers. So I have become in his eyes like one who brings peace.
11 ULB Nanana tanim-boaloboka tao Bala-hamona i Solomona. Nahofany tamin'ireo izay te hikarakara izany ilay tanim-boaloboka. Ny tsirairay dia tsy maintsy mitondra sekely volafotsy arivo ho solon'ny vokatra. BSB BSB: Solomon had a vineyard in Baal-hamon. He leased it to the tenants. For its fruit, each was to bring a thousand shekels of silver.
12 ULB Ahy tokoa ny tanim-boaloboko; ny sekely arivo dia anao, ry Solomona malalako, ary ny sekely roanjato ho an'izay mikarakara izany mba hahazoana vokatra. Ilay malalan-dravehivavy niresaka taminy BSB BSB: But my own vineyard is mine to give; the thousand shekels are for you, O Solomon, and two hundred are for those who tend its fruit.
13 ULB Ianao izay mipetraka eo an-jaridaina, ireo sakaizako dia nihaino ny feonao; avelao aho mba ho ilay iray izay handre izany koa. Niresaka tamin'ny malalany ilay tovovavy BSB BSB: You who dwell in the gardens, my companions are listening for your voice. Let me hear it!
14 ULB Faingàna, ry malalako, ary aoka ho toy ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitr'ireo zava-manitra ianao. BSB BSB: Come away, my beloved, and be like a gazelle or a young stag on the mountains of spices.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.