1 ULB Fa ianao kosa, milazà izay mifanaraka amin'ny fampianarana marina. BSB BSB: But as for you, speak the things that are consistent with sound doctrine.
2 ULB Ireo lehilahy efa nahazo taona dia tsy maintsy mahay mitondra tena, maotina, mahonon-tena, matanjaka amin'ny finoana, amin'ny fitiavana, ary amin'ny faharetana. BSB BSB: Older men are to be temperate, dignified, self-controlled, and sound in faith, love, and perseverance.
3 ULB Toy izany koa ireo vehivavy efa nahazo taona dia tokony hampiseho hatrany ny tenan'izy ireo ho tsara fitondran-tena, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevozin'ny divay be izy ireo. Tokony hampianatra izay tsara izy ireo BSB BSB: Older women, likewise, are to be reverent in their behavior, not slanderers or addicted to much wine, but teachers of good.
4 ULB mba hampiofanana ireo vehivavy tanora ho tena tia ny vady aman-janany manokana. BSB BSB: In this way they can train the young women to love their husbands and children,
5 ULB Tokony hampianatra azy ireo hahonon-tena, hadio, hikarakara tokantrano tsara, ary hankatoa ny vadiny izy ireo. Tokony hanao izany zavatra rehetra izany izy ireo mba tsy ho voaheso ny Tenin'Andriamanitra. BSB BSB: to be self-controlled, pure, managers of their households, kind, and submissive to their own husbands, so that the word of God will not be discredited.
6 ULB Tahaka izany, ampaherezo ireo lehilahy mbola tanora mba hahonon-tena. BSB BSB: In the same way, urge the younger men to be self-controlled.
7 ULB Amin'ny fomba rehetra dia asehoy ny tenanao ho modelin'ireo asa tsara; ary rehefa mampianatra ianao, dia manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. BSB BSB: In everything, show yourself to be an example by doing good works. In your teaching show integrity, dignity,
8 ULB Milazà hafatra salama sy tsy misy tsiny, mba ho menatra izay manohitra na iza na iza, satria tsy manana na inona na inona ratsy ho lazaina momba antsika izy. BSB BSB: and wholesome speech that is above reproach, so that anyone who opposes us will be ashamed, having nothing bad to say about us.
9 ULB Ireo mpanompo dia tokony hankatoa ny tompony amin'ny zava-drehetra. Hanao izay sitrapony fa tsy hifamaly aminy. BSB BSB: Slaves are to submit to their own masters in everything, to be well-pleasing, not argumentative,
10 ULB Tsy tokony hanganlangalatra izy ireo. Fa kosa, tokony haneho ny finoana tsara rehetra izy ireo, mba hampahamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin'ny lafiny rehetra. BSB BSB: not stealing from them, but showing all good faith, so that in every respect they will adorn the teaching about God our Savior.
12 ULB Mampianatra antsika handà ny toetra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'izao tontolo izao izany. Mampianatra antsika hiaina am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra amin'izao vanim-potoana izao izany BSB BSB: It instructs us to renounce ungodliness and worldly passions, and to live sensible, upright, and godly lives in the present age,
13 ULB eo am-piandrasantsika fatratra izay handraisantsika ny fanantenana mahafinaritra, ny fisehoan'ny voninahitry ny Andriamanintsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy. BSB BSB: as we await the blessed hope and glorious appearance of our great God and Savior Jesus Christ.
14 ULB Jesosy dia nanolotra ny tenany ho antsika mba hanavotra antsika hiala amin'ny tsy fanarahan-dalàna rehetra sy hanadiovana, ho an'ny tenany, olona iray manokana izay tena mazoto hanao asa tsara. BSB BSB: He gave Himself for us to redeem us from all lawlessness and to purify for Himself a people for His own possession, zealous for good deeds.
15 ULB Ambarao ary ento ampaherezina ireo zavatra ireo. Manomeza fanitsiana amin'ny fahefana rehetra. Aza avela hisy olona hanao tsinontsinona anao. BSB BSB: Speak these things as you encourage and rebuke with all authority. Let no one despise you.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.